Tantara tamin'ny 22 Marsa 2017
Mety Ho Fanapahan-kevitra Mankany Amin'ny Fahafatesana Na Fiainana Ny Fandehanana Ao Amin'ny Oniversite ao Paragoay (Fizarana Faharoa)
Tsiriritiko ny fahafahana ananan'izy ireo ao akaikin'ny renirano. Ho anay, tontolo hafa no misy.
Manome Toromarika An'i Trump I Ahmadinejed, Filoha Iraniana Izay Voaloton'ny Hosoka Ny Fifidianana Azy tamin'ny 2009
"Ilaina ny fitadiavana ny fitoviana sy ny firahalahiana eo amin'ny samy firenena, ary ny fanajàna ny zon'ny firenena, tahaka izany ihany koa ny fialàna amin'ny fanaovana tsinontsinona sy ny fiezahana hifehy ny firenena hafa."
Ny Nataon'i Alemaina Tamin'ireo Herero sy Nama Tao Namibia No Vonomoka Voalohany Indrindra Tamin'ny Taonjato Faha-20
Ny 1904 hatramin'ny 1908, nampiharin'ny hery alemàna mpanjanaka ny ady famongorana ireo Herero 65.000 sy Nama 10.000 nanerana ny firenena
Tafika Korintsana, Hetsika Mahery Vaika Manohitra Ny Herisetra Ara-nofo Ao Jamaika
Tsy vonona ny hangina intsony ireo sisa niangan'ny fanararaotana ara-nofo sy ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy ao Jamaika.