Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

21 Marsa 2017

Tantara tamin'ny 21 Marsa 2017

Mampitroatra Ny Fivavahana Mpitahiry ny Nentindrazana Ao Malezia sy Singapaoro Ny ‘Fotoam-Pelaka’ Vaovao Ao Amin'ny Disney

Tsy faly mikasika ilay famerenana mamokatra ilay sarimihetsika Disney ''Ilay Vehivavy Tsara Tarehy Sy Ilay Bibidia'' ireo vondrona ara-pinoana sy ny fanjakana mpanao sivana ao Singapaoro sy Malezia noho ny fisianà hetsika pelaka mivantana ao anation'ilay sarimihetsika

Toa Hiavaka ny Fifidianana Filoham-pirenena 2017 ao Frantsa, Inty no Antony:

Mahatsapa ny vahoaka fa maizina ny hoavy ary tsy mandaitra ny fomba fanao fahinin'ireo antoko efa misy.

Tanàna Japoney Misarika Mpizaha Tany Noho ny Fijerena Fiarandalamby Fotsiny

Nahoana no mahasarika mpizaha tany an'arivony ny tanàna kely ao andrefan'i Japana ? Liana amin'ny fijerena fiarandalamby fotsiny.

Mitomany Zazavavy Am-polony Maty Tao amin'ny Akany Kilasimandry iray i Goatemalà

"Aolan-dry zalahy ry zareo, ataony tsinontsinona ary rehefa manohitra, dia dorany velona. Ny fanjakan-dehilahy, ny fanavakavahana sy ny fanasokajiana no namono azy ireo ary isaky ny mipoaka ny masoandro, mamono azy ireo ny tsy firaharahiana."