Tantara tamin'ny 19 Marsa 2017
Mitondra Fifaliana ao Bhutan ny Firotsahan-dRanomandry Faramparany
"Eto Bhutan ihany, Polisy eo amin'ny fihodinana lehibe mamolavola ranomandry hanaovana sariolona. Mahafinaritra"
Taona Iray Taorian'ny Namonoana an'i Berta Cáceres, Mitohy ny Tolona Ho An'ny Tany ao Honduras – Toy Izany Koa ny Fandrahonana
"Mitolona izahay mba ho lasa zo maha-olona ny angovo. Tokony hiditra anaty lisitr'ireo fanànana iombonana izy io ary noho izany dia tokony hanana ny anjara teniny amin'izy io ny olona."
Tetikasa Vaovao ao Meksika Iadiana amin'ny Kolikoly amin'ny Alalan'ny Boky Tantara An-Tsary
"Ny Rafi-Pirenena Miady amin'ny Kolikoly dia tambajotra iray iarahan'ny sampan-draharaham-panjakana mirotsaka amin'ny fisorohana, fitsapana ary fanasaziana ireo fomban-kolikoly ataon'ny mpiasa any amin'ny sampan-draharaham-panjakana meksikana"
Fitaka, Hosoka, Diso, Namboarina: Fitadiavana ny Voambolana Ho An'ny Marina Amin'ny Vaovao

Mety hampametra-panontaniana momba ny fetran'ny fitaterana zavamisy atosiky ny filazàna "vaovao tsy marina", saingy htanay ao ihany koa fa mety zavatra tsara ihany koa izany.
Mijoro Ho An'ny Katedralin'I St. Isaac I St. Petersburg

Na dia eo aza ny fanalàm-baraka toa fandatsahan-drà isankarazany natao tamin'ny mpikarakara, sy ny famoretana avy amin'ny manampahefana mba hampihemotra azy ireo, mbola manohy mijoro hatrany ireo mpikatroka ao Saint Petersburg ho an'ny Katedralin'i St Isaac