Tantara tamin'ny 18 Marsa 2017
Ny Fiainana ao amin'ny Tobin'ny Boka Ao Myanmar
Novangian'i i Pyay Kyaw ireo marary tao amin'ny Mpampialoka Boka St. Joseph Cotto Legnos, nonenan'ny olona toa an'i Maya izay efa noterena hipetraka any amin'ny toeram-pandevenan'ny tanàndehibeny noho ny fanilikilihana.
Nogadrain'ny Fitsarana Emira Arabo Mitambatra Ilay Mpanao Gazety Jordaniana Tayseer al-Najjar
Tsy nankasitraka ny lahatsoratra Facebook izay navoakan'i Tayseer al-Najjar talohan'ny nifindrany tao amin'ny firenena ny manampahefana Emira Arabo Mitambatra.
Mahatsiaro ireo Pop Sovietika: Feo sy Zavamaneno (VIA) tao URSS
"Vesyolye Rebiata" , "Krasnye Maki", ary "Siniaia Ptitsa"—ireo no anisan'ny tarika vitsivitsy manjaka amin'ny mozika malaza Sovietika nanomboka ny taona 1960 ka hatramin'ny taona 1980.