Tantara tamin'ny 13 Marsa 2017
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Kevin Rennie
Mpampianatra ambaratonga faharoa nandritra ny 33 taona teto Aostralia aho, ary nifarana tamin'ny efa-taona tao amin'ny sekoly vazimba (aborigène) iray tao amin'ny Tanin'i Arnhem izany.
Ireo Famantaran-Dalana Hafahafa eny An-Dalana ao Bhutan
"Tiako ny mitondra fiara any amin'ny havoana noho ireo takelaby famantarana. Aleoko ireny, toa izay ireo Takelaby Dokambarotra manamorona ny làlana ."
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Marianne Díaz Hernández
Ankasitrahako ny fitokisana napetraka tamiko nanoloran'ny mpiara-mirotsaka an-tsitrapo hafa ahy ho amin'io andraikitra io, ary ho voninahitra lehibe ho ahy ny hahafahako manompo ity fikambanana ity.
Sazy Mampiadihevitra Manasongadina Ny Olana Amin'ny Fitoriana Ny Herisetra An-tokantrano Ao Mozambika
Tranga herisetra an-tokantrano nahazo ny zanakavavin'ny filoham-pirenena teo aloha no nalaza tao Mozambika, narahana adihevitra ny sazy azon'ilay mpiherisetra izay nahavita nanajamba ny maso ilan'ny lasibatra.
Ho Avy Tsy Ho Ela Ao Etazonia ny Fanairana Amin'ny Smartfinday Rehefa Misy Fandraofana Mpifindramonina
Nitambatra ireo mpikirakira rindrambaiko sy ny mpikatroka teknolojia mba hamorona fampiharana ifarimbonana hanampiana ireo mpifindramonina tsy manana taratasy miezaka midify ireo manampahefana Amerikana.
Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Gwenaëlle Lefeuvre
Misaotra nanolotra ahy ho amin'ny toeran'ny solontenan'ireo mpirotsaka antsitrapo !