Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

12 Marsa 2017

Tantara tamin'ny 12 Marsa 2017

Fifidianana Filankevi-pitantanana Ao Amin'ny GV 2017 : Laura Vidal

Blaogim-Piarahamonina GV

Manasa anao mba haneho hevitra eto ambany mikasika izay andrasanao avy amin'ny solontenan'ny tonia-ekipa. Inona no andrasanao? Ahoana ny hevitrao mikasika izay tokony ataon'ny solontena mendrika?

Fifidianana Filankevi-Pitantanan'ny GV 2017: Nevin Thompson

Blaogim-Piarahamonina GV

Nevin Thompson no anarako ary voatendry hofidiana ho solontenan'ny ekipa-tonia aho amin'ny fifidianana biraon'ny Filankevi-pitantanan'ny Global Voices hotontosaina amin'ny 16-20 Marsa 2017 ho avy izao.

Fifidianana Filankevi-pitantanana GV 2017 : Rawan Gharib

Blaogim-Piarahamonina GV

Rawan Gharib no anarako, anisan'ny tonian-dahatsoratra ao amin'ny Lingua Arabo, monina ao Kairo. Mpanoratra liana kokoa amin'ny kolontsaina Amerika Latina/Afovoany-Atsinanana aho. Andao hanohy hanozongozona ny rindrina sy hanamboatra tetezana!

Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017 : Gabriela Garcia Calderon

Blaogim-Piarahamonina GV

Ary tamin'izany no nidiran'ny Global Voices teo amin'ny fiainako, zava-baovao izay nanova ahy tanteraka... ary mino aho fa torak'izany koa ny GV

Fifidianana Filankevi-Pitantanana GV 2017: Mong Palatino

Blaogim-Piarahamonina GV

Ry namana sy mpiara-miasa, Mabuhay! Sady faly aho no heni-boninahitra voatendry hofidiana solontenan'ny tonia ato amin'ny biraon'ny Global Voices.