Vaovao Farany GV Lingua: Febroary 2017

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua volana Febroary 2017.

Tamin'ny fitambaran'ity volana ity, namoaka lahatsoratra 735 isika, nahasarika mpitsidika 242.031 ary jeripejy miisa 308.178.

Ity topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo kandidà ho filankevitra avy ato amin'ny Lingua amin'ny fifidianana manaraka dia i Gabriela García Calderon sy Rezwan ho an'ny Solontenan'ny Ekipam-pitarihana, ary eo ihany koa i Rawan GharibGwenaëlle LefeuvreEndalkchew Chala ary Annie Zaman.

Ireo nitarika tamin'izany volana Febroary izany:

Lahatsoratra

Espaniola 174
Malagasy 128
Grika 81
Frantsay 80
Rosiana 68

Ireo Pejy Be Mpitsidika

Espaniola 104.011
Frantsay 38.155
Japoney 23.309
Portiogey 19.331
Shinoa 18.775

Facebook

Arabo 129.143
Shinoa 41.983
Espaniola 19.812
Frantsay 17.803
Amharic 8.527

Twitter

Shinoa 172.815
Anglisy 85.908
Arabo 44.214
Espaniola 7.448
Bangla 6.782

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter sy Facebook! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny maherin'ny 40 izahay!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.