Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

09 Marsa 2017

Tantara tamin'ny 09 Marsa 2017

Voalaza Fa Maty Tao Rosia Ny Zazavavy 3 Taona Iray Satria Tsy Nino Ny Fisian'ny SIDA Ny Reniny

Akon'ny RuNet

Tokony ho eo amin'ny 2.100 kilaometatra any atsinanan'i Moskoa, voalaza fa matin'ny SIDA ny zazavavy telo taona . Indrisy ho an'ilay zaza fa nandà ny fisian'ny otrik'aretina VIH ny reniny,

Governemanta Ao Azerbaijana: Raharaham-Pianakaviana!

Notendren'ny Filoha Ilham Aliyev ho filoha lefitra ny vadiny. Ary mba inona no nomen'ny olon-tianao ho anao?

Lasibatra ny Fanehoana Hevitra an-kalalahana Satria Natsahatr'i Venezoelà ny CNN Amin'ny Teny Espaniola

GV Mpisolovava

Ho azo maimaimpoana ao Venezoelà amin'ny Youtube izao ny CNN amin'ny teny espaniôla — saingy olana ve izany ao amin'ny firenena iray izay manana ny fifandraisana aterineto mihisatra indrindra ao amin'ny faritra?

Ho Anao Mpankafy Zavakanto Japoney, Manana Fanomezana Miisa 300.000 Ho Anao Ny Mozea An-tanàndehiben'i New York

Afaka mampiasa ny asakanto avokoa ny olona rehetra na inona na inona antony, rehefa mbola manome voninahitra ilay mpanolotra ny asakanto tany am-boalohany sy ny Met ihany koa izy ireo.

Netizen Report: Voasambotra Noho ny Lahateny Ara-politika Ireo Mpiserasera Media Sosialy Ao Myanmar, Palestina, Torkia

GV Mpisolovava

Manome topimaso iraisampirenena mikasika ireo fanamby, fandresena, sy vaovao malaza momba ny zo Aterineto manerantany ny Netizen Report ao amin'ny Global Voices Advocacy.

Mahazo Vahana Noho Ny Kolontsaim-bahoaka Ny Fanavakavahana sy ny Herisetra Mihatra Amin'ny Vehivavy Ao Kyrgyzistan

Nahatezitra ireo feminista ny fandaharana vaovao miely eo noho eo amin'ny fahitalavitra sy ny dokambarotra iray nataon'ny orinasan'ny fanamboarana.

Miezaka Mandefa Ny Mpiasa Handao Asa Mialoha i Japana—Saingy Tsy Nahomby

Tsy nahomby ny Zoma Premium, hetsiky ny fanjakana ahafahan'ny mpiasa mandao ny asa mialoha hivoahana sy hiantsenana.