Tantara tamin'ny 06 Marsa 2017
Mpikatroka Nohelohin'ny Fitsarana Maleziana Noho ny Fandefasana Horonantsary Fanadihadiana Miresaka Zon'Olombelona
"Tsy heloka ny fandefasana, fizarana, fijerena ary famokarana sarimihetsika."
Nizara ireo Finoana Mahatsikaiky Nandritra Ny Fahazazany Ireo Afrikana Tatsimo
"Raha misy olona mandingana anao eo ambony tongony, dia tsy mitombo halavana ianao raha tsy miverina manala ny dingana nataony izy "
Mpianatra Mpikatroka Indiana Iray Rahonana ho Faty noho ny Fanoherany ny Elatra Havanana
Ny fandrahonana herisetra, ny fanolanana ataon'ny jiolahimboto sy ny fanafihana ara-batana no vaovao misongadina ao India, rehefa nanatontosa fihetsiketsehana #StudentsAgainstABV (Mpianatra manohitra ny ABVP ilay mpianatra 20 taona avy ao amin'ny Kolejy Lady Shri Ram ao New Delhi.
Ao Meksika, Tandremo ny Voatabia ho an'ireo Politisiana Tsy Alehany
"Rehefa tsy misy ny fomba araka ny lalàna azo hiadiana amin'ny fanararaotana ataon'ny kilasy politka, ny "jitomatazo" (toraka voatabia) no fomba tsara indrindra..."