Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

03 Marsa 2017

Tantara tamin'ny 03 Marsa 2017

Tonga Any Angola Ny Fanadiovan'i Erdogan

Lazain'ireo mpanakiana fa ny Filoha tiorka Recep Tayyip Erdogan no nibaiko ny hetsika famoretana nataon'ny polisy tamin'ny sekoly iraisampirenena iray tsy miankina tao Angola.

Nampanantena Ny Hamaha Ny Fandrarana Ny Firesahan'Ireo Mpiasam-panjakana Amin'ny Fampitam-baovao Ny  Governemanta Toniziana

GV Mpisolovava

Nampiato ny torolàlana izay mandrara ireo mpiasam-panjakana tsy hiresaka amin'ny gazety tsy nahazoana alàlana avy amin'ny lehibeny ny governemanta.

Kyrghyzistan, Toeram-Pilaminana ho an'ny Mpanangom-baovao ao Azia Afovoany

"Tsy miraharaha sisintany aho ; monina ao Kyrghyzistan aho fa mahasahana an'i Azia Afovoany iray manontolo ny tatitra ataoko."

Mety Ho Hazakazaka Mankany Amin'ny Fiainana Na Fahafatesana Ny Fandehanana Any Amin'ny Anjerimanontolon'i Paragoay

Tsy maintsy manao dia mampidi-doza ny mpianatra roa mba hahafahany mandeha any amin'ny anjerimanontolo.