Tantara tamin'ny 27 Febroary 2017
Fa Maninona No Mizara Ny Laharana Maha-mpianatra azy Ao Amin'ny Tambajotra Sosialy Ireo Porto Rikana?
Ao anatina krizy ny fampianarana ambony ao Porto Riko taorian'ny fanapahana famatsiambola sy onjam-pangataham-pialana tao amin'ny Oniversiten'i Porto Riko.
Naninona i Benjamin Netanyahu no Tsy Afa-nisidina Ambonin'i Indonezia
Tsy manana fifandraisana ara-diplaomatika ara-dalàna amin'Isiraely i Indonezia, izay firenena betsaka miozolomana indrindra eto amin'izao tontolo izao. Vaovao ratsy izany ho an'ny ekipam-pisidinan'ny praiminisitra Isiraeliana Benjamin Netanyahu.
Zavatra Am-polony Na Mihoatra Tokony Nentin'ny Rivodoza Dineo Niaraka Taminy Tao Afrika Atsimo
"#ZavatraTokonyHoentinyRivodozaDineoMiarakaAminy.......Mpanao politika mpanao kolikoly, azo antoka fa very ny 10%-n'ny mponina eto amintsika nefa tsara izany."
Ahiana Horoahina Amin'ny Taniny Ireo Vazimba Teratany Ao Dourados, Mato Grosso do Sul
Ny faritra arovana indizeny Dourados, 3 475 hekitara dia fantatra hoy iray amin'ireo famantarana ny herisetra sy ny fahabetsahan'ny mponina ambony indrindra ao amin'ny tany indizeny.
‘Maridrefy Avy Amin'ny Helo': Lahatsary Fanadihadiana Momba Ny Olana Amin'ny Rafi-pamonjàna Meksikana
"...ampahany kely amin'ny kolikoly rehetra manjaka ao amin'ny rafi-pamonjàna Meksikana."
Mitombo Ny Ahiahy Eo Am-piandrasana Ny Didim-pitsarana Ho An'ny Fantsona Fahitalavitra Lehibe Indrindra Ao ZeorZia,
"Ny #Media no mpiara-dia voajanahary amin'ny fiarahamonina. Mety ahitana lesoka izy!...Ary aza mba manao fahadisoana mihitsy, izay efa nataon'ny mpifanandrina taminareo. Tohano ny #Rustavi2"
Ny Tatitry Ny Mpisera: Fahatapahan'ny Aterineto Indray ao Iràka sy Kamerona

Herinandro fahatelo tsy misy aterineto any Kameroina. Nanameloka lehilahy roa noho ny lahateny 'mampisara-bazana' tao amin'ny Vkontakte i Okraina, ary tsy mahazo mampiasa Facebook ireo Alzeriana mpisolovava.