Tantara tamin'ny 26 Febroary 2017
Miadihevitra Mikasika Izay Firenena Ambadiky Ny Famonoana An'i Kim Jong-nam i Shina
Tamin'ny fampahalalam-baovao Tandrefana sy tao Korea Atsimo, noraisina avy hatrany ho famantarana lehibe mikasika ny fitomboan'ny disadisa eo amin'i Shina sy i Korea Avaratra mpiara-dia tafasara-dalana taminy ny famonoana an'i Kim Jong-Nam.
Manao Tombokavatsa ‘MIFAHARA’ Hiarovana Fotokevi-dehibe ilay Mpanakanto Amerikana
"... andraikitra iombonantsika izany mba ahazoana antoka tsara fa misy ny dingana miabo sy mivoatra mankany amin'ny hoavy mamiratra ho an'ny TSIRAIRAY [REHETRA]."
Tonga Ao Pôrtô Rikô i Oscar López Rivera Saingy Mbola Migadra Amin'ny Trano Ambenana Manokana Mandra-pahavita ny Saziny
Hifarana amin'ny 17 Mey ny saziny.
Niteraka Fanehoan-kevitra Isan-karazany Ny Fitsidihan'i Benjamin Netanyahu Tao Aostralia
"Ny politikan'i Netanyahu dia mikendry hatrany ny hihantsy, hampitahotra sy hampijaly ny vahoaka Palestiniana, izay mampitombo ny tsy fifandanjam-pahefana, ary tsy azo ihodivirana fa mitondra an'i Israely ho lavitry ny fandriampahalemana kokoa..."
Nihemotra Haingana ny Fanentanana #DabChallenge Nataon'ny Filoha Kenyana Rehefa Namorona ny #DabOfShame Ireo Mpitsikera
"Mijaly amin'ny haintany ireo Keniana ary ny dab #DabOfShame [Dabn'nyHenatra] no zavatra hany takiantsika."