Tantara tamin'ny 21 Febroary 2017
Taorian'ny Fahombiazan'ny Fanentanana #TweetYoruba, Tonga Indray Ankehitriny ny Sary-sy-Soratra Amin'ny Fiteny Yoruba

Nanomboka tamin'ny fanentanana #TweetYoruba aloha izy ity taona vitsivitsy lasa izay, ary ankehitriny mamorona sary-sy-soratra amin'ny fiteny Yoruba i Kọ́lá Túbọ̀sún sy ny tetikasa Yoruba Name.
Mpampiroborobo Fatratra Ny Teny Quechua, Mandray Anjara Amin'ny Fanamby Meme (Sary-Sy-Soratra Mampihomehy) Ho An'ny Tenindrazana

Margot Camonesdia mpandika teny, mpampianatra Quechua Ancashino sy ny sisa maro hafa. Mandray anjara amin'ny Fanamby Sary-sy-soratra ho an'ny Tenindrazana izy.
Manaiky ny Fanamby amin'ny Famoronana Meme (Sary-sy-Soratra) Hanampy amin'ny Famelomana ny Teny Wiradjuri

Ankoatra ny maha mpitarika fandaharana fampianarana ny teny, mandray anjara amin'ny Fanamby Sary-sy-Soratra ho an'ny Tenindrazana amin'ny teny Wiradjuri ao Aostralia ihany koa i Geoff Anderson.
Mampihena Ny Fahalalahan'ny Fampahalalam-baovao Ve i Tonizia?

Tamin'ny taona 2016, nampiditra lalàna momba ny fahazoam-baovao i Tonizia, saingy mbola voafetra ny fampiharan'ny governemanta izany.
Inona No Anton'ny Adihevitra Mafàna Amin'ny Fampisehoana Nono Eny Amoron-dranomasina Ao Arzantina?
Rehefa azo gadraina noho ny fanaovanao zavatra toy ny ataon'ny lehilahy ianao, dia tsy misy ny fitoviana.