Tantara tamin'ny 16 Febroary 2017
Ny Tontolo Mahagaga Hafahafan'ny Raim-pianakaviana iray Mpikarakara Tokantrano no Sady Mpiondana Youtube

Amerikana iray tsy mitonona anarana no mametraka lahatsary ampiasàna ny sarimiaina sy ny mozika ho fanabeazana, efa ho taona roa izao, ao amin'ny fantsony Youtube "Kids Learning Tube".
Mihatony ny Krizy Politika ao Borondi, Ampanginina ny Mpitsikera

Marobe ireo mpanao gazety sy mpikatroka nandositra ny firenena, ary tsy hita mihitsy aza ny sasany.
Na ao An-tanindrazany na ao Etazonia, Manana Anjara Toerana Lehibe ao amin'ny Kolontsaina Vietnamiana ny Tononandro
"..Izany no mahatonga anao rehefa mihaona amin'ny Vietnamiana zokiolona, tsy manontany ny taonanao izy ireo na ny isan'ny fotoana nandalovan'ny taona nahaterahanao, ny taonan-tononandronao anefa afaka milaza ny taonanao,..."
Fanavaozana Ara-Pinoana ao Ejipta Hahafahan'ireo Vehivavy Mpananatra Hiakatra Ambony Pilipitra
Mitodika any amin'ny vehivavy ny governemanta ejiptiana amin'ny fampielezankeviny hitondrana fanavaozana ny kabary ara-pivavahana. Politika tsy nahafaly ny maro.