Tantara tamin'ny 15 Febroary 2017
Mamily Fiara Mitety ny Faritanin'ny Mpikendry Mahay Manakaiky ny Sisintany Azerbaijàna-Armenia
"Raha manapaka hevitra ny hitifitra iray amin'ireo fiara ry zareo, tsy misy olana aminy mihitsy ny manao izany. Faran'izay akaiky no misy an-dry zareo."
Tratran'ny Mpanaramaso ny Ady Amin'ny Kolikoly Okrainiana Indray Ireo Depiote Mandatsa-bato Imbetsaka

Knopkodavstvo, na tsindry bokotra fanampiny, araka ny fahafantarana ny paikady, no manjaka amin'ny latsa-bato ao amin'ny parlemanta ao Okraina nandritra ny taona maro.
Sary Iray Navoakan'Ilay Mpaka Sarin-Gazety Kolombiana Nanova Fijery ny Ady Anaty Akata
Ny sarin'ireo nandalo nanao FARC tao Kolombia izay aseho amin'ny lafiny maha-olombelona kokoa no nahazo ny loka tamin'ny sokajy 'General News' tamin'ny fifaninanana "Sarin'ny Taona" nampanaovin'ny Ivontoerana Fanaovan-gazety Donald W. Reynolds .