Tantara tamin'ny 11 Febroary 2017
Fisehoana Tsy Nampozina Nataon'i Morgan Freeman Tanaty Sarimihetsika Ozbek. Oadray, Andraso aloha. Tsia, Tsy Izy.
Ankoatry ny 'vaovao faikany', miala any koa ny 'doka faikany'.
Djibouti : Ho Toerana Hanehoana Ny Fifanandrian'i Trump sy Shina ve ?
Lasa sehatry ny ady ara-toekarena tanteraka ifanaovan'i Washington sy Pekin koa ny tanibe afrikana
Okrainiana Roa Voasazy Dimy Taona Am-Ponja Noho Ny Fanohanana Ny Fisintahana Ao Amin'ny Media Sosialy

Nosazian'ny fitsarana ao an-tanànan'i Sloviansk ny lehilahy roa noho ny fandrahonana ny filaminam-pirenena ao Okraina.
Nizeriana ‘Evanjelistran-kolontsaina’ Mampiroborobo Ny Teny Afrikanina Amin'ny Alalan'ny Fampiharana sy Fitantarana Nomerika

"Manome endrika tsara indrindra amin'ny fomba vaovao hiarovana ny tenin-drazana ny teknolojia. Manampy amin'ny fizotry ny fandraketana, ny fiarahamiasa eo amin'ireo manam-pahaizana momba ny teny izany, ary manome karazana fitaovana fampitana, sns."
Shiliana Mpanakanto Mizara Ny Heviny Momba ny VIH : Hatairana, Fahatsiarovantena ary Fampanarahana Fenitra Maha-Olona
"Mitondra ny VIH aho. Ary olombelona feno sy tanteraka"
Tsy Mahasakana Ahy Tsy Ho Miozolomana Dokotera Ny Sisintany Sy Ny Fandrarana

Manome dokotera maro ho an'ny rafitra ara-pahasalamana any Etazonia i Pakistan sy ireo firenena manana Miozolomana maro an'isa maro hafa. Manahy i Jalal Baig fa hisy fiantraikany amin'ireo dokotera vahiny izay mandray anjara ho amin'izany ny famerana ny fifindra-monina .
Niseho Teo Anatrehan'ny Fitsarana Emirà Arabo Mitambatra Ilay Mpanao Gazety Jordaniana Rehefa Niandry Herintaona Mahery

Notsaraina tao amin'ny firenena Emira Arabo Mitambatra ilay mpanao gazety noho ny lahatsoratra tao amin'ny Facebook tamin'ny taona 2014 izay noheverina ho maniratsira ny fanjakana Emirati .