Tantara tamin'ny 09 Febroary 2017
Fitànana An-tsoratra Avy amin'ny Fijerin'ny Vahoaka

Raha vao nipoaka ny hetsi-panoherana nanohitra ny didim-panjakana nataon'i Trump, nitodika tamin'ny fanaovana hetsi-panoherana ny olontsotra .
Hetsika Manerantany Manohitra Ilay Foibe Famokarana Herinaratra Mandeha Amin'ny Arintany Any akaikin'ny Ala Honkon'i Sundarbans
Lova Iombonana Manerantany iray ny Sundarbans noho ny fifangaroam-piaina tsy manam-paharoa ananany.
Ao Iràna, Avy any am-Ponja ka Hatramin'ny Fandroahana Noho ny Nanoratany Vazivazy tao amin'ny Facebook

Taorian'ny nahavitany ny sazy dimy taona tany am-ponja tao Iràna noho ny vazivazy momba ny fivavahana navoakany tao amin'ny Facebook, noteren'ny fitsaràna hanao sesitany ny tenany any atsimon'ny fireneny i Soheil Babadi
Endrika Sarimiaina Manaitaitra Filàna No Endrika Manambina Tsy Ofisialin'ny Mpanivan'ny Governemantan'i Rosia

Ilay endrika mpanjakazaka “Roskomnadzor-chan,” nomena anaran'ny masoivoho federaly ary fantatra amin'ny anjarany ao anatin'ny sarimiaina manaitaitra filàna ao amin'ny Aterineto, no lasa endrika manambina tsy ofisialin'ny mpanivana ao amin'ny fanjakan'i Rosia.