Tantara tamin'ny 07 Febroary 2017
Any Zeorzia Mpifanolo-bodirindrina Amin'i Torkia, Sekoly Gülen Iray Namoy Ny Fahazoandàlany
Taorian'ny andrana fanonganam-panjakana tsy nahomby tamin'ny taona lasa, nohamafisinìi Tiorkia ny fanandramany hanidy ireo sekoly sy anjerimanontolo, aingam-panahy avy amin'ilay mpanabe miteraka resabe.
Efa Ho Roa Volana Izao No Nitokona Ny Dokotera Ao Kenya
"51 andro izay! Ahoana no nahatonga anay hahatratra izany? Mendrika sy mitaky ny hahazo rafi-pitsaboana tsara kokoa isika! Izay ihany!"
An-jatony Ireo Mbola Tsy Hita Taorian'ny Fahamaizan'ny Orinasa Iray Tao Filipina
"Mitabataba ny rariny ho an'ireo mpiasan'ny HTI ny fonay. Tsy misy na dia mpiasa iray aza tokony ho faty ao amin'ny toeram-piasàna, na dia misy aza ny fahamaizana."
Hiseho Sehatra, Hamaky Fefy Any Amin'ny Herinandron'ny Lamaody Any Lakme Ilay Nepaley Vavilahy Mpilatro
"Tsy maintsy sarotra ny làlana, nefa azoko antoka hitondra anao amin'ny ho avy mamirapiratra sy tsara mendrika anao io làlana io."