Tantara tamin'ny 05 Febroary 2017
Ao Moldavia, Mitsangana Hanohitra ny Lalàna “Big Brother” Ny Fiarahamonina Sivily

Teren'ny fiarahamonina sivily, miady hevitra ireo mpanao lalàna Moldaviana raha hanova ny volavolan-dalàna manome fahafahana hanaramaso faobe, antsoina hoe Lalàna "Big Brother", na hitaky tolo-kevitra vaovao tanteraka avy amin'ny governemanta.
Kazakhstàna, Nosamborin'ny Polisy ny Lehilahy Iray Nizara Vola Tsy Misy Tambiny
"Sekta inona? Mila manana antontan-taratasy ve aho mba hanampiako olona?"
Mankalaza Ny Famotsorana Ilay Gadra Politika López Rivera i Pôrtô Rikô
Nanambara ny lehiben'i San Juan, Carmen Yulín fa hiomana amin'ny hetsika manokana amin'ny fahatongavan'i Oscar Lopéz amin'ny volana Mey ny tanàna.
Lahatsary Telo Minitra Manazava Ny Ain-dehiben'ny Fitiavana Tanindrazan'ny ao Balkàna
"Inoan'ireo firenena tsirairay ao Balkàna fa tokony ho goavana noho izao misy azy izao izy"
Mifoha Indray Ao Ozbekistàna Ve ny Gadona Rap?
“Tsy maintsy ambarako fa somary tsy dia natoky loatra aho hoe ho avelan-dry zareo hanatontosa ilay fifaninanana izahay.”