Tantara tamin'ny 03 Febroary 2017
Handefa Zaza Tsy Ampy Taona Hiasa sa Hatory An-dalambe ? Safidy Aneren'ny Libanona ireo Fianakaviana Siriana
Na eo aza ireo loza mananontanona ireo, marobe ireo fianakaviana siriana no tsy manana safidy, afa-tsy ny mandositra ny tany niaviany ary tsy maintsy mandefa ny zanany hiasa any ivelany
Veloma Farany Ho An'i Buchi Emecheta, Nizeriana Mpanoratra Tantara Malaza Izay Namaky Ny Sàkan'ny Maha-Lahy Sy Maha-Vavy
"Angamba ilay lova lehibe navelan'i Emecheta no nampahafantatra antsika fa tsy zava-baovao amin'i Afrika ny miralenta. Faritany mazava tsara fa tsy mitovy amin'ny an'ny Tandrefana ny miralenta Afrikana."
Raketina An-Tsarintany Ireo Fofona Any Kiev

Fifangaroana tarika kely iray "miaraka amina kahie fandraisana an-tsoratra ireo resadresaka samy hafa sy taratasy kely mivalona" no nirakitra ny fofon'i Kiev tamin'ity ririnina ity. Vokany ? Mahavariana.
Mety Ho Afaka Hamaha Ny Kizo Vokatry ny Lalàna'ny Hetra Amerikana Any Trinidad sy Tobago Ve i Trump? Toa Manantena Izany Ny Mpitarika Ny Mpanohitra
Fony tao amin'ny governemanta ny mpanohitr'i Trinidad sy Tobago, nampidiriny tao amin'ny parlemanta ny volavolan-dalàna FATCA; nanomboka teo, tsy nanaiky hanara-dalàna intsony izy. Mampidira taratasy ho an'i Donald Trump.