Tantara tamin'ny 02 Febroary 2017
Podcast Avy Any Chile Mba Hanakaran'ny Rehetra ny Kintana
"Ny hahita ny fahazazana ao amintsika sy ny fahatalanjonana amin'ny zava-mahagaga eny amin'ny HABAKABAKA no faniriako lehibe indrindra ho an'ny rehetra "
Diaben'ny Vehivavy Manerana An'i India Mba Ho Afa-Mivoaka ny Trano Am-pilaminana
Nivory tamin'ny Asabotsy teo ny vehivavy an'arivony manerana an'i India, nitondra sora-baventy mivaky hoe: "Hivoaka aho," izay ao anatin'ny fanentanana mba hitakiana ny zony ho afa-mivoaka ankalamanjana tsy misy tahotra ny ho voasetrasetra.
Endrika Maharikoriko Namboarinà Holande Ilay Sary Mahatsikaiky Farany indrindra Tamin'ny Aterineto Aterineto tao Rosia
Raha mandany fotoana betsaka loatra miditra amin'ny Aterineto Rosiana ianao, izay tsy maintsy ahitanao zavatra mitovitovy amin'ny otaria mipetraka ambony seza, manery ireo tanany sady miandry milamina. I Zhdun io.
Britanika Mpanao Gazety Meritreritra Fa Tokony Hiala Tsiny Amin'i Amerika Latina Izao Tontolo Izao Noho Ilay Antsoiuy hoe “Ady Amin'ny Zava-mahadomelina”
Ao anatin'ity tantara ity, nozaraina ho ampahany roa, mitafa amin'i Johann Hari, Britanika mpanao gazety, i Estefanía Sepúlveda Portilla. Resahan'izy ireo sy fakafakainy ny "Ady amin'ny Zava-mahadomelina" ary ny niandohàny.
Hira Singlish Manintona Mandrisika An'i Hong Kong Hamerina Ny Fitaovan'ny Miaramila any Singapore
"Nahoana ianao no tsy maintsy ho liddat? Avereno ny Terrex nay!"
Ny Rosiana Misompatra Ny Angano Tianareo. (LOL.)
Tsy natao ho an'ny olona rehetra, nefa raha mahafehy ny teny Rosiana sy Anglisy ianao, ary tsy mampaninona anao ny teny ratsy kely,, azo antoka fa ho tianao ity sary mahatsikaiky ity.