Tantara tamin'ny 16 Janoary 2017
Tafika Thai Manasa Ankizy Hilalao Fitaovam-piadiana Tena izy, Fiara Mifono Vy ary Angidimby Fitondra Manafika
"[Zarinay] hifanerasera amin'ny miaramila sy fitaovam-piadiana ry zareo. Amin'ny fampifaneraseràna azy ireo, mianatra ny mitia ny miaramila ry zareo ary hatramin'ny faniriana hanao miaramila aza"
Milaza ny Fanadihadiana Fa Tsy Matoky Kokoa ny Governemanta Ireo Tanora Mpiserasera Media Sosialy Ao Hong Kong
Nahita ihany koa ny fikarohana fa na dia eo aza ny hetsika antserasera matetika ataon'ny tanora, zara raha nandray anjara tamin'ny hetsika ara-politika ivelan'ny aterineto ny ankamaroan'izy ireo.
Misioka Ireo Sary Fahiny Nolokoina Tamin'ny Alàlan'ny Tambajotra Neural Ny Mpikaroka Japoney
Afaka mampiasa ny fitaovana hita ao amin'ny tranonkala avokoa ny olona rehetra rehefa hanampy loko amin'ny sary mainty sy fotsy.
Nanokatra Tranonkalam-baovao ho Fiarovana ny Fahalalahan-Gazety ny Mpanao Gazety Zokiolona ao Hong Kong

Amin'ny fotoanan'ny korontana, tsy maintsy manavaka ny tsara sy ny ratsy isika; tsy maintsy mifikitra amin'ny zavatra mitombina isika rehefa misafotofoto ny fiarahamonina; tsy maintsy mihazona ny fizakantena amin'ny fomba matihanina isika ao anatin'ny tafio-drivotra.