Tantara tamin'ny 15 Janoary 2017
“Ao Burundi, Mitohy Ny Fahasimbàn'ny Zon'olombelona, Tsy Maintsy Manova Tetika Isika Mba Hanairana Izao Tontolo Izao Amin'ny Zava-mitranga”
"Miteraka fahasarotana amin'ny ankapoben'ny fiainan'ny mponina ny fifandraisana henjana misy ao Borondi. Tsy maintsy tadiavina haingana ny vahaolana ho an'ny krizy ao Borondi"
Mandrahona Ny Fahalalahana Miteny Sy Ny Fanafenantsoratra Ny Lalàna Famaizana Vaovao Ara-Solosaina Ao Thailandy

"Ny fanomezana fahefana be loatra ireo manampahefam-panjakana mba hanao fitsarana manokana momba izay heverin'izy ireo ho fandikan-dalàna no fahadisoana lehibe indrindra tamin'ity fanitsiana ny volavolan-dalàna ity."
Ny Teny Nalaza Nandritra Ny Taona 2016 Lasa Teo? ‘Demokrasia Saosisy’.
'Demokrasia Saosisy', ilay teny Aostraliana nalaza nandritra ny taona, nankalaza ny saosisy mangorovitska any anaty trano fisainana mandritry ny andro fifidianana.