Tantara tamin'ny 12 Janoary 2017
Fandrarana ny Fivoahana Ivelan'ny Firenena no Amoretan'ny Manampahefana Ejipsiana ireo Mpikatroky ny Zon'olombelona
Nandritra ny roa taona farany ny governemanta no niasa nandrafitra ny rafi-dalàna hanitsakitsahana ny lalàm-panorenana. Tsy mba nahita izany izahay na dia tamin'ny fotoana nitondran'i Mubarak aza.
Mitarika Ireo Mpisera Haneho Fankasitrahana Ho An'ny Mpiasa Vahiny Ny Praiminisitra Ao Singapaoro
Manindry ireo mpanara-maso ao an-toerana fa mbola tsy misy ao amin'ilay tanàndehibe Aziatika manankarena ny tena politika hiarovana ny zon'ny mpiasa mpifindra monina.