Firariantsoa Ho amin'ny Taona 2017

gv-holiday-card-2016

Ny toe-javatra tamin'ny herintaona no mampahatsiahy antsika fa tsy mety ho vita mihitsy ny fananganana tetezana hifankahazoan'ny olona sy ny vondrom-piarahamonina, ary ny fiarovana ny zo fototra.

Koa satria efa hifarana ny taona 2016, miangavy hanolotra fanomezana hanampiana anay hanohy ny ady amin'ny herin'ny fankahalana sy ny tsy fahazakana ny hafa izay mandrahona ny tontolo iainantsika ho toerana mampidi-doza kokoa.

Ny fanoloranao fanomezana ho an'ny Global Voices no hanampy ity fikambanana misandrahaka manerana izao tontolo izao ity hitatitra ireo tantara manefy fifandraisana lalina amin'ireo fahasamihafana ara-kolontsaina, ara-piteny ary ara-kevitra—vaindohan-draharaha raha mitady isika ny hiaina amim-pirindrana ao anatin'ny tontolo manerantany sarotra amin'izao fotoana.

Mankasitraka amin'ny fanohananao, ary maniry ny taona 2017 ho feno fifaliana sy fiadanana ho anao!

Manomeza ankehitriny »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.