Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Manomeza

gv-donate-page-banner

Tohano ny Fahalalaham-Pitenenana ho an'ny rehetra, na aiza na aiza misy azy

Hatramin'ny taona 2005 ny Global no niasa hanangana ireo tetezam-pifandraisan'ireo firenena sy fiteny isan-karazany ho fanohanana ny fahaleovantenan'ny media, ny fisokafan'ny aterineto, ary ny zon'ny rehetra, avy amin'ny toerana rehetra, halalaka amin'ny fitenenana. Tohano izahay hanangana ireo tetezana ireo, fa tsy rindrina mampisaraka.

Mihevitra izahay fa vaindohan-draharaha noho ny hatramin'izay ny iraka ampanaovina anay amin'izao fotoana izao. Ankehitriny, manomeza ho anay hanampy anay hitozo amin'ity asa manandanja ity. 

Ny fanomezana dia voarain'ny Friends of Global Voices [Sakaizan'ny Global Voices] amin'ny alalan'ny sata tsy mpitady tombombarotra 501(c)3, ary tsy andoavan-ketra ho an'ireo Olom-pirenen'i Etazonia mpandoa hetra. Manaiky ny ankamaroan'ireo karatra fahambola fantadaza ny PayPal (tsy voatery ho manana kaonty PayPal).

Fanomezana atao isam-bolana

Ny famindrana vola isam-bolana ataonao dia fanohanana maharitra ho anay hahatonga ny Global Voices ho maimaimpoana sy misokatra ho an'ny rehetra.

Fanomezana Goavana, Fanohanan'ny Vondron'Orinasa, Fanontaniana?

Raha maniry ny hanao fanomezana goavana ianao na te-hahazo fampahafantarana bebe kokoa momba ny safidy hafa handoavana ny vola, na ho mpanohana ara-bola, na izay mety ho karazam-panohanana hafa, dia miangavy mba manorata seramailaka amin'ny Tale Mpanatanteraka Ivan Sigal ao amin'ny ivan AT globalvoices DOT org.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.