Afrikana Maro (Fa Tsy Ny Rehetra) Mahatsiaro An'i Fidel Castro Ho Tena Naman'ny Tanibe

Fidel Castro miaraka amin'ny filoha Ogandey Yoweri Museveni. Sary nozarain'i Yoweri Museveni tao amin'ny Twitter.
Iray amin'ireo mpitantana maneran-tany tian'i Afrika tena tiana indrindra Fidel Castro, ilay Kiobàna mpitarika revôlisiônera izay maty ny zoma 25 Novambra tamin'ny faha-90 taonany.
Noho ny fitondran'i Kiobà ny anjara birikiny nandritra ny ady nanoherana ny fanjanahantany sy ny fanavakavahana tany amin'ireo firenena Afrikana, toa an'i Afrika Atsimo, Namibia, Angolà, Mozambika ary Guine Bisao, no tena anton'izany. Ho fanampin'izany, nanofana dokotera Afrikana maro i Kiobà ary nandefa ireo dokoterany tany amin'ireo firenena Afrikana. Ny ohatra vao haingana indrindra tamin'ny fanampian'ireo dokotera Kiobàna an'i Afrika izao ny nandritra ny kirizin'ny Ebola, raha nandefa dokotera teo amin'ny 300 isa teo ilay firenena.
Teo noho eo taorian'ny fanambaràna ofisialy ny fahafatesany, nankao amin'ny Twitter mba hanome voninahitra an'ilay olo-malaza kaominista ireo mpitondra Afrikana sy olon-tsotra maro.
Nanoratra izao ny filohan'i Nizeria, Muhammadu Buhari:
Fidel Castro was a great friend to Africa, to countries in the Global South and to the Non-Aligned Movement. His place in history is assured
— Muhammadu Buhari (@MBuhari) November 26, 2016
Namana be an'i Afrika, an'ireo firenena any Atsimo rehetra ary ny Hetsika Tsy Miandany amin'ny Atsy na ny Aroa, i Fidel Castro. Azo antoka ny toerany ao anatin'ny tantara
Nanamarika izao ny filoha Keniana, Uhuru Kenyatta:
Castro also demonstrated to the world that sovereign equality is a paramount idea that must prevail at all times.
— Uhuru Kenyatta (@UKenyatta) November 26, 2016
Nampiseho tamin'ny tany tontolo ihany koa i Castro fa hevitra tena lehibe indrindra tsy maintsy ampanjakaina amin'ny fotoana rehetra ny fanaovana ho ambony indrindra ny fitoviana manam-piandrianana.
Nibitsika izao i Issa Shivji, Tanzaniana profesora mpampianatra lalàna, raha niresaka ny fampanantenan'i Castro hoe “hanafaka ahy ny tantara“:
History has abundantly absolved him. A small nation withstood the might of the most vicious military power on earth. pic.twitter.com/Asg7LWIYvE
— Issa Shivji (@IssaShivji) November 26, 2016
hanafaka be dia be azy tokoa ny tantara. Firenena kely nijoro nifanandrina tamin'ny hery miaramila ratsy toetra indrindra teto an-tany.
Nanamarika ny zava-niseho i Prince Maphosa hoe maty ny Zoma Mainty izy, fotoana izay manamarika ny fiantombohan'ny fotoanan'ny fiantsenana amin'ny vanimpotoana Krisimasy.
2016 could not get
any more ironic, Fidel Castro died on Black
Friday, the most capitalist day there is.#MHSRIP— Prince.M. Maphosa (@Mfumbesi83) November 26, 2016
Tsy nanjary ny 2016
tsy misy maneso toy izany, maty ny andro Zomà Mainty i Fidel Castro, ny andro faran'izay tena kapitalista indrindra. #MHSRIP
I Luka koa gaga hoe hay mbola velona ihany izy:
Imwe Fidel Castro was alive this whole time? eh.
— Luka (@LukaMwango) November 26, 2016
“Imwe” hay mbola velona foana i Fidel Castro hatrizay? eh.
Nizara fitarainana malaza i Siame:
Haha everyone's going to be a Castro expert now… and the shear number of quotes we'll have to endure https://t.co/trW893xCOM
— Siame (@mr_siame) November 26, 2016
Haha samy lasa manampahaizana manokana momba an'i Castro daholo izany ankehitriny… ary ho maro ny isan'ireo tapatapakà fitanisàna ho alefa tsy maintsy hiaretantsika
Nanamarika izao i Ory Okolloh Mwangi, mpiara-manorina ny Ushahidi, tao aminà bitsika izay hita ho milaza ny fahagagana tamin'ny fahalanian'i Donald Trump ho filoha manaraka ho an'i Etazonia:
Castro waited until it was clear that the Empire has imploded.
— Ory Okolloh Mwangi (@kenyanpundit) November 26, 2016
Niandry mihitsy i Castro nandra-pahamazava tsara hoe nigorodana avy any ivelany ilay Fanjakana lehibe.
Manazava ny zavatra nampianarin'i Castro azy i Mohamed Harith any Kenya:
Fidel Castro defined anti-imperialism to me. He taught me, taking a stand has its price but dignity is by far priceless. RIP Savior
— Mohamed Harith (@almafazy) November 26, 2016
Nohazavain'i Fidel Castro tamiko tsara ny fanoherana ny fanjakazakana. Nampianatra ahy izy hoe, manana ny sarany ny fitsanganana fa tsy voavidim-bola kosa ny fahamendrehana. Mandria am-piadanana ry Mpamonjy
Nanome ireto hevitra manaraka ireto ho an'ireo Afrikana i Betty Waitherero, Kenyana mpikaroka :
While googling who Fidel Castro is find out how Cuba supported Africa's fight against colonialism.
It matters. It matters how you got HERE.— Betty Waitherero🐧🐧 (@bettywaitherero) November 26, 2016
Raha mijery amin'ny google hoe iza i Fidel Castro, jereo hoe ahoana ny nanohanan'ny Kiobà ny tolon'i Afrika nanoherana ny fanjanahantany.
Zava-dehibe izany. Zava-dehibe ny nahatongavana ETO.
Toy izao ny fahatsiarovany an'i Castro, avy amin'i Dr. Majak D'Agoot, lefitry ny ministry ny fiarovana teo aloha tao Sodana Atsimo :
Fidel Castro Ruz:
Your imprints are visible in me and in most of the SPLA top Cdrs that you trained. I bid you farewell, mi Commandante!— Dr. Majak D'Agoot (@Aquaengnoq) November 26, 2016
Fidel Castro Ruz:
Hita maso amiko ireo dian-tànanao, ary amin'ny ankamaroan'ireo Mpitari-tafika ambony ao amin'ny SPLA izay nofaninao. Manao veloma mandrakizay anao aho, ry Commandante-ko!
Adam Habib, Chanchelier lefitra sy Lehiben'ny Anjerimanontolon'ny Witwatersrand any Afrika Atsimo:
An end of an era – Castro has died. He fought imperialism for 50 yrs, survived many assassination attempts, and died peacefully in his bed.
— Adam Habib (@AdHabb) November 26, 2016
Fahataperan'ny vanim-potoana iray – maty i Castro. Nandritry ny 50 taona no nitolomany nanoherana ny fanjakazakana, tafavoaka velona tamin'ireo fikasàna maro hamononaa azy ho faty izy, ary maty am-piadanana teo am-pandriany.
Paul Kagame, filohan'i Roandà, nanoratra izao:
RIP Fidel Castro, tenacious fighter who lived a full liberation life & condolences to the resilient people of Cuba
— Paul Kagame (@PaulKagame) November 26, 2016
Mandria am-piadanana Fidel Castro, mpiady tsy nihemotra mihitsy, izay niaina fiainana afaka tanteraka & fampiononana ho an'ireo vahoakan'i Kiobà nilaozany
Nahamarika izao ny mpampiasa Twitter ao Afrika Atsimo:
We won't forget how #FidelCastro supported fight against apartheid when the ‘civilized’ world didn't. Castro, with his faults, was a leader. pic.twitter.com/NPbtpY9M2e
— Amandla! (@AmandlaMobi) November 26, 2016
Tsy ho hadinonay mihitsy ny fomba nanohanan'i #FidelCastro ny ady nanoherana ny fanavakavahana raha tsy nanao izany kosa ny tany ‘mandroso’. Castro, niaraka tamin'ireo hadisoany, dia tena mpitondra.
Nandefa izao hafatra manaraka izao an'i Castro ilay Ganeana mpihira rap , Ko-Jo Cue:
R.I.P Fidel Castro … Tell Che we love him … Tell Gaddafi we are sorry … Tell Nkrumah to forgive us … Tell Sankara he was right🙏🏿
— Ko-Jo Cue (@KOJO_Cue) November 26, 2016
Mandria am-piadanana Fidel Castro… Teneno i Che hoe tianay izy… Teneno i Kadhafi hoe miala tsiny izahay… Teneno i Nkrumah mba hamela ny helokay… Teneno i Sankara hoe marina ny anao🙏🏿
Niaiky ireo fahadisoan'i Castro, nilaza izao i Nii Sarpei Hornsby, Ganeana mpanolotra kaoferansa:
He had his many faults but don't let them tell you Fidel Castro was a bloodthirsty know-nothing dictator.
Don't be lied to.
— Nii Sarpei Hornsby (@nii_sarpei) November 26, 2016
Nanana ny hadisoana maro izy, fa aza avela ireny no hilaza aminareo hoe mpanao jadona sy mpandatsa-drà i Fidel Castro.
Aza avela langainy ianareo.
Nanoratra izao i Miss Hamalwa:
#RIPCastro pass our greetings to #CheGuevara, tell him there is black president in Us, & African leaders are now agents of colonialists.😢😢
— Fidel Castro (@NyanzaJnr) November 26, 2016
#RIPCastro ampitao amin'i #CheGuevara ny fiarahabàna avy amina, teneno izy fa misy filoha mainty any Etazonia, ary ankehitriny, mpiara-miasa amin'ireo mpanjanaka ireo Afrikana mpitondra .😢😢
Kanefa, tsy ireo Afrikana rehetra nampiasa ny Twitter no nampiseho fanindrahindràna an'i Castro. Ohatra, nanoratra izao i Yasmin Yonis:
My grandfather was ripped out of his home by Castro-backed Ethiopian troops & slaughtered in front of my family. Please have some nuance.
— Yasmin Yonis (@YasminYonis) November 26, 2016
Noesorin'ireo andiany Etiopiana notohanan'i Castro tao an-tranony ny raibeko ary novonoina teo anatrehan'ny fianakaviako. Miangavy asio fahasamihafàny kely.
Avy any Somalia i Yonis, firenena izay nandefasan'i Kiobà andiany mba hiady eo ankilan'ny tafika Etiopiana nandritra ny Ady Etiopiana-Somalinaa tao amin'ny faritra Etiopiana nifandirana ao Ogaden tamin'ny volana Jolay 1977 hatramin'ny Martsa 1978.
Nitondròn'i Oluwasenyi Karimu fampitahàna teo amin'i Castro sy Robert Mugabe, ilay filoha Zimbaboeana 92 taona :
#FidelCastro,#Mugabe & #OyedepoCanaanLand have something in common…their families take over when they die, fact!!!
— oluwaseyi karimu (@seyik) November 27, 2016
#FidelCastro,#Mugabe & #OyedepoCanaanLand , manana zavatra itoviany…nandimby azy ireo ny fianakaviany rehefa maty ry zareo, izay no zava-misy!!!
Raha toa i Peter Kamalingin niantso ny fahafatesan'i Castro ho ny “fahataperan'ny hadisoana”:
The end of an error- #Fidel Castro he just couldn't stand a Trump and decided enough https://t.co/rbj7QgNUUd
— Peter Kamalingin B.L (@kampetero) November 26, 2016
Ny fahataperan'ny hadisoana – #Fidel Castro, tsy vitany ny hizaka an'i Trump ary nanapa-kevitra izy hoe ampy izay
Sokajy

Tantaran'ny Afrika Mainty farany
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...