Tantara tamin'ny 18 Desambra 2016
Rosia, Shina, ary ny Tosika Hisian'ny ‘Fiandrianana Nomerika’

Ny fiarahamiasa an-tseraseran'i Rosia sy Shina dia fampitambarana namboamboarina mampiseho laharam-pahamehana iraisana: ny fahamarinan-toeran'ny fitondrana .....
Tatitra Tsy Miankina Manolotra Fahitana Manahirana Momba Ny Zo Nomerika Ao Ekoatera

Ny sehatra nomerika Mil Hojas sy Usarios Digitales dia mampiseho tatitra hafa noho ny an'ny Filankevitry ny Firenena Mikambana momba ny Zon'Olombelona ho anisan'ny Fandinihana ara-potoana ny Zon'olombelona manerana izao tontolo izao.
Afrikana Maro (Fa Tsy Ny Rehetra) Mahatsiaro An'i Fidel Castro Ho Tena Naman'ny Tanibe
"Tsy ho hadinonay mihitsy ny fomba nanohanan'i #FidelCastro ny ady nanoherana ny fanavakavahana raha tsy nanao izany kosa ny tany 'mandroso'. Castro, niaraka tamin'ireo hadisoany, dia tena mpitondra."
Nanome Tsiny ny CNN Noho ny Vaovao Diso Momba ny Fireneny Taorian'ny Fifidianana Ny Ghaneana
"Tati-baovaon'ny kamo avy amin'ny @CNN ao anaty tantara mahafinaritra. Tsy mba misy fahasamihafana kely, fa marika mahazatra "Mijaly ny Afrikanina."
Nobahanana Ny Tranonkala Media Sosialy Tao Kazakhstan Tamin'ny Faha-25 Taonan'ny Fahaleovantenany

Nitatitra ny mpikatroka fa tsy azo nidirana ny Facebook, YouTube, sy ny media sosialy hafa tao Kazakhstan tamin'ny Zoma, fankalazana ny faha-25 taona fahaleovantenan'ny firenena.
Tsy Mety Mandefa Ny Fandaharana Manokan'ny Ambasadaoro Amerikana Teo Aloha Ny Fahitalavi-panjakana Rosiana

Tamin'ity Alahady ity, nanolotra hevitra vaovao i Michael McFaul: nanatona ny lehiben'ny tonian-dahatsoratry ny Russia Today izy mba hanolotra ny fandaharany manokana ao amin'ny fahitalavitra.