Tantara tamin'ny 17 Desambra 2016
Mamerina Ny Fahadisoana 100 Taona Lasa Mametraka ny Revolisiona Bolshevik ho Votoaty Virtoaly ireo Manam-pahaizana Rosiana

Ahoana no hitantaran'ny olona ny Revolisiona Rosiana?
Mpikatroka Fampitam-baovao Syriana : ‘Tena Mampatahotra Sy Mampihorikoditra, Lasa Tanànadehiben'ny Horohoro i Aleppo’
Niteraka ny zanany faharoa vavikely tao anatin'ny fahirano nahafatesan'olona maro tao an-tanànan'izy ireo i Gnaid, mpikatroka iray ao amin'ny Foibe Fampitam-baovao Aleppo , sy ny vadiny.
Vehivavy Kyrgyz Mpanakanto Mamelona Indray ny Tononkalon'Herimpo Fiantsan-Dehilahy Araka ny Nentin-drazana
Nanozongozona ny sehatry ny mozika ao an-toerana tamin'ny famerenana mahery vaika ny tononkalo maneho herim-po natao ho fototry ny kolontsain'ny firenena Azia Afovoany ilay mpanakanto Kyrgyz Gulzada Ryskulova.
Mihetsika Amin'ny Fanakanana Ny Tor I Belarosia Hiadiana Amin'ny Fanafenana Anarana An-tserasera

Miroso amin'ny ezaka hanenjehana ny Tor i Belarosia. Kanefa moa ve manana ny fahaiza-manakana ny tambajotra manafina anarana i Minsk ?