Tantara tamin'ny 16 Desambra 2016
Ry Tanora Liam-Pandrosoana Nitsangam-bolo Tamin'ny Fandresen'i Trump…
"Tena zava-doza ho an'ny firenena ve raha toa ka manana zo hanana ny governemanta tiany ho amin'ny fitondrana ny antsasaky ny firenena ?"
Rehefa Mihaona Amin-dry Trumps i Abe
Ny praiminisitra Japoney, Abe no filoha teto an-tany voalohany nihaona tamin'ny Filoha Amerikana voafidy. Raha notaterina fa nety tsara ny fihaonana, tsy ny rehetra tany Japana no faly.
Mihaona Ivelan'ny Aterineto ireo Mpikatroka Nomerika Hampiroborobo Ny Fimaroam-Piteny Antserasera Ao Bolivia
Mahatonga ny firenena hanana kolontsaina sy fiteny isan-karazany ny teny ofisialy miisa 37 ao Bolivia. Na dia izany aza, tsy voatery hita foana ao amin'ny aterineto izany fahasamihafana izany.
Mbola Manohy Manao Sary Ny Famoretana Atao any An-tànanany Ihany Ilay Venezoelana Mpanao Saritatra Voatery Nandeha an-Tsesitany
Nandritra ny efa ho 20 taona teo, Lasa anton-dresaka sy tsy maintsy jerena isan-kerinandro tao Venezoela ireo kisarisary ara-politikan'i Rayma Suprani. Fa tsy tia azy ireny ny governemanta Maduro ka nanery azy handeha hanao hiaina an-tsesitany.