Tantara tamin'ny 07 Desambra 2016
Dôsie Tafaporitsaka Mampiseho Fa Sary Miboridana No Takalon'ny Vola Indramin'ny Tovovavy Ao Shina
Mety hoe hafahafa izany maka sary miboridana ho takalon'ny vola nindramina izany, saingy mpitranga ao Shina tokoa izany.
Filipiana Mpikatroka, Manao Fifadiankanina Ho Firaisankina Amin'ireo Gadra Noho ny Politika
"Olona miasa loha ho an'ireo sehatra atao an-jorom-bàla eny anivon'ny fiarahamonina izy ireny saingy gadraina noho ny fiampangàna foromporonina."
Niova Hevitra Momba Ny Fanerena Ny Google Ny Mpandrindra Ny Fampahalalam-baovao Rosiana
Ora maro taorian'ny nitateran'ny fampahalalam-baovao fa namoaka toromarika ny sampan-draharaham-panjakana mpandrindra ny fampahalalam-baovao, Roskomnadzor, hanerena ny Google hisoratra anarana indray ao Rosia na ho voasazy, dia niova hevitra ny solontenan'ny sampan-draharaha, nilaza tamin'ny roem.ru fa nandiso vaovao ny Izvestiya, gazety namoaka ny vaovao.
Zahatany Any Però : Mitsidika Ny Toerana Arkeolojikan'i Pisac
Hita any amin'ny 30 kilometatra miala ao Cuzco ny toeram-pizahantanin'i Pisac izay anisan'ireo toerana arkeolojika manan-danja indrindra ao Però.
Manamafy Ny Fanereny An'I Google I Rosia
Namoaka toromarika manery ny Google mba hanova ny fisoratany anarana hatramin'ny faran'ny volana Martsa ny Roskomnadzor, sampan-draharaha mifehy ny fampitam-baovao Rosiana.