Tantara tamin'ny 03 Desambra 2016
Fivarotana Tantanin'ny Mpitsoa-ponenana Manampy Amin'ny Fahazoana Sakafo Ara-pahasalama Ao Pennyslvania, Etazonia
Zatra nandeha lavitra mba hividy zavatra eny amin'ny fivarotana enta-madinika ny mponina ao amin'ity tanàna manodidina ity, saingy miroborobo noho ny firohotry ny fifindramonin'ny mpitady fialokalofana ny magazay vaovao.
Mozambika: Mampiahiahy ny Mpiserasera Ny Tena Tanjon'ny Volavolan-“Dalàna Vaovaon'ny Fifanakalozana Elektrônika”
Niteraka ahiahy teo amin'ny olom-pirenena ao Mozambika noho ny tsy fahafantarana marina izay tena tanjony ny lalàna vaovao momba ny fifanakalozana elektrônika. Nolanian'ny Antenimieran'ny Repoblika vao haingana ity lalàna vaovao ity.
Manararaotra ireo Tahiry Manokana Ary Manamafy Ny Fisarahana Isan-tsaranga Ao Sina ilay Fampiasa Vaovao-n'ny Alipay, Hoy Ny Mpitsikera
''Na dia mila manitatra ny raharahany ara-barotra ety anaty tambajotra sosialy aza ilay orinasa, tokony mampiasa fomba tsaratsara kokoa izy nfa tsy zavatra mahamenatra toy izany.''
Tafakatra 100 Ny Isan'ireo Maty Taorian'ny Fipoahan'ny Kamiao Mpitondra Akoran'Afo Tao Afovoan'i Mozambika
Nilaza ny fanambarana farany avy amin'ny governemanta ao Mozambika fa olona 100 no maty fara fahakeliny, taorian'ny fipoahan'ny kamiao mpitondra solika tao Caphiridzange, distrika ao an-tanàndehiben'i Moatize , faritanin'i Tete , akaikin'ny sisin-tany ifanolorana amin'i Malawi.