Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

01 Desambra 2016

Tantara tamin'ny 01 Desambra 2016

Filma Sahisahy Miresaka Fifohazana Ara-pananahan'ny Vehivavy Indiana Iray Voampanga Ho Mamindra Fo amin'ny Fametavetana Zaza

Vao mainka miteraka olana bebe kokoa ity finiavana hametraka ho toy ny mandeha ho azy ny fihetsika tsy mendrika iray ity ao amin'ny firenena iharan'ny herisetra henjana matetika ny vehivavy sy ny ankizy.

Manamafy Ny Fotodrafitrasany Amin'ny Teknolojia i Rosia, Manapaka Ny Fifandraisana Miaraka Amin'ireo Orinasa Amerikana

GV MpisolovavaAkon'ny RuNet

Satria mihamafy ny ahiahy momba ny mahatafiditra an'i Kremlin amin'ireo fanafihana amin'ny Aterineto atao amin'ny Tandrefana, ataon'i Maosko lasibatra ny Microsoft, Oracle ary IBM. Ho endrika fanehoana ve ireo ezaka ireo sa tetikady?

Nihitsoka tao Korea Nandritra ny Telo Taona Ity vehivavy ity Tamin'ny Fiezahana Hody Any An-Tanindrazany Any Etazonia

Tsy nameno ireo antontan-taratasy mihitsy mba haha-olom-pirenena Amerikana azy ireo ray aman-dreny nanangana azy, noho izany latsaka tao anatin'ny fidorohana izy. Ary ankehitriny tafahitsoka ao Korea ny tenany taoriana fitsidihana.

Tsy misy mahataitra: Mahazatra ao Shina ny Backdoors sy ny Spyware (rindrambaiko Mpitsikilo) Amin'ny Finday Avo Lenta

GV Mpisolovava

"Efa tena zatra amin'ny famoahana ny rakitra manokana isika. Tsy raharahiantsika intsony ny mikasika izany fanarahan'ny fanjakana maso izany. Tsinontsinona isika.''

Miverina ao amin'ny Fahitalavitra Rosiana ny Fanalàna Ara-politika, Tsy Nombàna na iza na Iza

Akon'ny RuNet

Zavatra ahitan-doza any Rosia ny fandrabirabiana ara-politika, raha toa ka efa maherin'ny am-polo taonany izay no nisehoan'ny fandrabirabiana farany tsy misy fiafarany natao tao amin'ny fandaharana fahitalavitra.