Tantara tamin'ny 30 Novambra 2016
Taona 2021, Tratran'ny Krizim-Pifandimbiasan-Toerana Ny Repoblikan'i Trump

Ahoana no mety fitateran'izao tontolo izao ny firenena fantatra fa Etazonian'i Amerika ankehitriny ao anatin'ny dimy taona? Tranga iray mety hiseho ity manaraka ity.
Mihemotra Ny Fahalalahan'ny Aterineto Ao Rosia, Ao Okraina, Mihatsara Kosa Ao Belarosia

Voasokajy ho "tsy malalaka" tamin'ny tondro Fahalalahan'ny aterineto taona 2016 avy amin'ny Lapan'ny Fahalalahana (Freedom House) i Rosia, Okraina, Belarosia sy ny fanjakana Azia Afovoany.
‘Ny Tantara no Hanadio Ahy': Nodimandry Teo Amin'ny Faha 90 Taonany I Fidel Castro
Azo antoka fa lasa olo-malaza izy ho an'ireo izay mankasitraka azy sy ho an'ireo izay mandà ny maha-mpitarika ara-dalana azy.
Ahoana No Nandraketan'ny Raiko Ny 100 Andron'ny Tsy Fahafahana Mivezivezy [Amin'ny Alina] Tao Kashmir

"Araka ny hita amin'ny Google Maps, voafetra ho 990 metatra, 10 metatra latsaky ny iray kilaometatra ny fahafahan'ny raiko miivezivezy."
Sriracha, Saosy Vietnamiana Malaza Eran-tany Feno Fitiavana
"....isaky ny mametraka hafatra ao amin'ny Facebook na indraindray amin'ny mailaka manontany ireo namako raha mitady zavatra avy any California....., dia saosy Sriracha no valiny voalohany."