Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Mozambika: Ny Anjara Asan'ny Serasera Vaovao Amin'ny Fampiroboroboana Ny Zo Hahazo Vaovao

Sede do CEC em Maputo. Foto: Manuel Ribeiro/GV

Foiben'ny CEC ao Maputo. Sary: Manuel Ribeiro/GV

Ny Lalànan'ny Fampitam-baovao sy ny Anjara Asan'ny Serasera Vaovao ao anatin'ny zo fampiroboroboana ny vaovao ao Mozambika no ho lohahevitra roa hifanakalozan-kevitra ao amin'ny Fihaonambe Iraisam-pirenena ho an'ny Foibem-pampianarana Marorantsana ho an'ny Serasera na CEC sy ny Foibem-pampianarana sy fikarohana ho an'ny Serasera na Sekelekani. Hotontosaina any Bilene ny fihaonana (tokony ho 200 km any avaratr'i Maputo), ny 24 sy 25 Novambra, ary hatrehin'ny mpikamban'ny fiarahamonim-pirenena ao Mozambika sy ireo mpanao gazety iraisampirenena .

Hanatrika ny fihaonambe ny Global Voices mba hiresaka momba ny asa fanaovan-gazetin'ny olom-pirenena eo amin'ny sehatry ny fampitam-baovao.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.