Tantara tamin'ny 15 Novambra 2016
Andao Hamerina An'I Twitter Azafady
Misy fanentanana manerantany mikendry ny ividy sy hanova ilay voromanga kely ho sehatra fananan'ny koperativa iray.
Manao Sary ireo Herisetra Niainany Teny Amin'ireo Arabe Pakistaney i Shehzil Malik
“Seeing a woman outside should be normal...It shouldn’t matter. But the fact that it does means this conversation needs to happen." / ''Tokony zavatra tsy mahatalanjona ny mahita vehivavy any ivelan'ny trano... Tokony tsy hanahirana izany. Fa ny zava-misy dia midika fa mila mitranga ity resaka ity.
‘Mihotakotaka ny Tany’ no Antony Nisamboran'ny Manampahefana Ethiopiana an'i Befeqadu Bilaogeran'ny Zone9
Nolazaina tamin'i Hailu fa noho ny antsafa nataony tao amin'ny Voice of America amin'ny teny Amharika momba ny fahalatsahan'ny firenena ankaterena ao Ethiopia no nisamborana azy.
Vao 7 Taona, Namoaka ny Bokiny Voalohany Ilay Ankizivavy Afrikana Tatsimo Michelle Nkamankeng
Ny "Miandry onja" dia milaza ny tantaran'ny zazavavy miala sasatra miaraka amin'ny ray aman-dreniny any amoron-dranomasina. Boky voalohany amin'ireo andiany efatra ny boky.