Mahita Hatsikana Sy Fihatsarambelatsihy Ao Amin'ny Fandresen'i Donald Trump Ny Afrikana

Ny Filoha faha 45 ao Etazonian'i Amerika Donald Trump. Sary namboarina avy amin'ny sary nalain'i Michael Vadon. CC BY-SA 2.0
Voafidy ho filoha faha 45-n'ny Etazonia tamin'ny 8 Novambra i Donald Trump ,kandidà filoham-pirenena Repoblikana, rehefa naharesy ny mpifaninana aminy ao amin'ny Antoko Demaokraty Hillary Clinton. Nahatohina olona maro manerana izao tontolo izao, anisan'izany ny Afrikana ny fandreseny, izay voalaza fa tsy nampoizina indrindra tamin'ny tantaran'i Amerika .
Naneho hevitra tamin'ny fahatairana sy vazivazy ny olona avy any amin'ny firenena Afrikana tao amin'ny Twitter.
Nanontany i Bwesigye, Ogandey iray ao amin'ny Foibem-pitarihana Afrikana any Afrika Atsimo manao hoe
If the US were an African country, how would White Experts and intellectuals describe what is happening now? Let us use those adjectives.
— Bwesigye (@bwesigye) November 9, 2016
Raha firenena Afrikana i Etazonia , ahoana ny fomba hamaritan'ny manam-pahaizana Fotsy Hoditra izay zava-mitranga ankehitriny? Aoka isika hampiasa ireo teny famaritana ireo.
Namaly i Dikeledi Mokoena :
@LindaStruthers3 @bwesigye he would be called an incompetent corrupt divisionist dictator
— Dikeledi Mokoena (@TheRealDikeledi) November 9, 2016
@LindaStruthers3 @bwesigye tokony antsoina hoe mpanao didy jadona tsy mahavita azy sy mpanao kolikoly ary mpampisara-bazana izy.
Naneho hevitra manoloana ny siokan'i Bwesigye ny Ogandey iray Rosebell Kagumire mpamolavola tetikady nomerika ka nanoratra hoe:
@bwesigye we ask all these young Americans to stop voluntouring Africa, clearly America needs you more!
— Rosebell Kagumire (@RosebellK) November 9, 2016
@bwesigye mangataka ireo tanora Amerikana rehetra mba hampitsahatra ny fanampiana an'i Afrika, hita mazava izao fa mila anareo bebe kokoa i Amerika !
Handeha hifoha sy hanarina ny firenena … Tsy misy intsony ny lalàn-kaleha !’
Nanamarika i Gidimeister fa manan-tantara ny fandreseny :
Trump just beat two political dynasties in the Clintons and Bushes. That is impressive, whatever you think about the man.
— Gidimeister (@Gidimeister) November 9, 2016
Naharesy taranaka mpitondra ara-politika roa i Trump tao amin'ny ry Clintons sy ry Bushes. Mahavariana, na inona na inona ny heverina momba ilay lehilahy.
Nanakiana ny tati-baovao mikasika ny fampielezan-kevitra i Nwachukwu Egbunike, mpanoratra ato amin'ny Global Voices avy any Nizeria:
Next time, report news. Sadly the mainstream media went amok during the #USelections – they made news!
— Nwachukwu Egbunike (@feathersproject) November 9, 2016
Amin'ny manaraka, tatero ny vaovao. Mampalahelo fa romotra nandritra ny #FifidiananaAmerikana ny fampitam-baovao mahazatra – nahodiny ny vaovao!
Can we all agree that the US of mainstream media is certainly at odds with reality? #USElection2016
— Nwachukwu Egbunike (@feathersproject) November 9, 2016
Afaka manaiky ve isika rehetra fa mifanohitra amin'ny tena zava-misy ny lazain'ny fampitam-baovao mahazatra ao Etazonia? #FifidiananaAmerikana2016
Nanoratra ny mpisera iray hafa :
The real terror many black people in America must be feeling right now is not a joke to me. I was black n terrified in America for a year…
— King Godiva (@amgodiva) November 9, 2016
Tsy vazivazy amiko ny tena fampihorohoroana tsapan'ireo olona mainty hoditra maro any Amerika amin'izao fotoana izao . Mainty aho ary natahotra tao Amerika nandritra ny herintaona …
Nanao fanehoan-kevitra fanavakavaham-bolonkoditra maro i Trump nandritra ny fampielezan-kevi-pifidianana.
Na izany aza, nihevitra i Eyo fa midika fahafahana ho an'ny fireneny hanao zavatra ny fandresen'i Trump sy ny fifidianana Brexit tany amin'ny Fanjakana Britanika izay natao hialana amin'ny Vondrona Eoropeana :
Trump is not the tragedy for Nigeria. The real tragedy is that USA and GB have this year 2016 given us Opportunity…and Nigeria is asleep.
— Eyo (@eyooekpo) November 9, 2016
Tsy voina ho an'i Nizeria i Trump. Ny tena loza dia nanome antsika Fahafahana hanao zavatra i Etazonia sy ny Fanjakana Britanika tamin'ity taona 2016 ity … ary resitory i Nizeria .
Nangataka ny Afrikana mba handray ny fandresen'i Trump ho toy ny fahafahana iray hanadiovana ny firenena ny mpanolotra sady mpamokatra fandaharana adihevitra ao amin'ny fahitalavitra ao Nizeria Mo Abudu:
Lets wake up and fix our country and our continent. There is nowhere to run to anymore! lets read the writing on the wall!
— Mo Abudu (@MoAbudu) November 9, 2016
Andao hifoha ary hanarina ny firenentsika sy ny kaontinantantsika. Tsy misy làlan-kafa andosirana intsony! Andao hamaky ny soratra eo amin'ny rindrina!
‘Manomboka ny dia mankaty Afrika’
Nampanantena ny handroaka ireo mpifindra monina rehetra tsy ara-dalàna i Trump ary hampiasa “fanadihadiana lalina” ho an'ny mpifindra monina tonga ao Etazonia. Nampiasa ity fihetsika ity ireo mpisera Twitter ao Afrika mba ho fototry ny hatsikana maro .
Nizara ny sarin'ny fiaramanidina maro eo am-panidinana i Charles ary namazivazy hoe:
#NowThatTrumpIsPresident
Flight to Africa begins pic.twitter.com/PJ9SzG0WjA— Charles (@Charoyung) November 9, 2016
#AnkehitrinyEfaFilohaTrump
Manomboka ny dia mankaty Afrika pic.twitter.com/PJ9SzG0WjA
Raha niteny i Stefan hoe:
#NowThatTrumpIsPresident Let me enjoy popcorns because my ex is about to be deported to come back to the village she belongs.
😂😂😂😂😂 pic.twitter.com/9D4C6HAwID
— STEFAN MUTINDA (@Lovekidd_) November 9, 2016
#AnkehitrinyEfaFilohaTrump Hanararaotra hihinana popcorn aho, satria ho roahina hiverina any an-tananakely nihaviany ny vadiko taloha .
Nivazivazy i Kulayo hoe:
#NowThatTrumpIsPresident my uncle is at the Airport on his way to Africa pic.twitter.com/oIXpUiO1N9
— kulayo happi kulayo (@Happy_kulayo) November 9, 2016
#AnkehitrinyEfaFilohaTrump Ao amin'ny seranam-piaramanidina ho aty Afrika ny dadatoako pic.twitter.com/oIXpUiO1N9 .
Niteny i Ruth Tsonnie hoe:
#NowThatTrumpIsPresident I will live and die in Africa 😂😂
— Ruth Tsonnie (@ruthmuthoni08) November 9, 2016
#AnkehitrinyEfaFilohaTrump Any Afrika aho no hivelona sy ho faty 😂😂
Nahita ny fandresen'i Trump ho toy ny porofo i Hassan Ha-g fa azo atao ny zava-drehetra, na dia tsy misy aza ny traikefa :
#NowThatTrumpIsPresident I have learnt a lesson, experience does not guarantee a job. Go apply for that job that requires 10yrs experience
— Hassan Ha-g (@ChrissBrownFan) November 9, 2016
#AnkehitrinyEfaFilohaTrump Efa fantatro ny lesona hoe tsy manome antoka ny asa ny traikefa. Mandehana mitady io asa izay mitaky traikefa 10 taona io .
‘Lainga izany rariny mamirapiratra any Etazonia izany’
Ho an'ny mpanara-maso maro monina aty Afrika, manasongadina ny fihatsaram-belatsihin'i Etazonia amin'ny fanohanana ny politika Afrikana ny fifidianana an'i Trump.
Nahita i Alexander Waweru ao Nairobi fa:
#NowThatTrumpIsPresident Americans should not advise us who to elect 2017
— Alexander waweru (@alex_waweru) November 9, 2016
#AnkehitrinyEfaFilohaTrump Tsy tokony hanoro hevitra anay izay ho fidianay amin'ny 2017 ny Amerikana.
Handeha any amin'ny biraom-pifidianana ireo Keniana amin'ny taona 2017.
Nanao izao fandinihana manaraka izao i Ifeatu Nnaobi, Nizeriana mpanoratra:
Donald Trump is the 45th President of the USA and the story of America as a shining beacon of justice is a lie. If it weren’t a lie then he wouldn’t be president. If it weren’t a lie then Clinton should have won by a landslide but well over 58 million Americans elected this excuse of a man as President. Like many liberal non-Americans around the world, I never thought this day would come. But after Brexit, and now this, there’s the sinking realisation that the world is a shittier place that we thought. What we missed, I believe is the fact that the America we know from leftist television, press and perhaps short visits is vastly different from the America that voted in Donald Trump. The real America.
Filohan'ny Etazonia faha 45 i Donald Trump ary lainga ny tantaran'i Amerika ho toy ny fanilo mamirapiratra manazava ny rariny. Raha tsy lainga izany dia tokony tsy ho nandresy izy ary naharesy i Clinton, kanefa Amerikana maherin'ny 58 tapitrisa no nifidy ilay lehilahy mitonon-tena ho tena Filoha. Tahaka ireo liberaly tsy Amerikana maro manerana izao tontolo izao, tsy nieritreritra izany andro izany ho avy aho. Fa taorian'ny Brexit, sy ity zavatra ankehitriny ity, takatry ny saina ihany fa ratsy kokoa noho ny nieritreretana azy izao tontolo izao. Ny tsy hitantsika, hoy aho dia ny hoe samy hafa tanteraka amin'i Amerika izay nifidy an'i Donald Trump i Amerika izay fantatsika avy amin'ny fahitalavitra helatra ankavia, ny gazety ary angamba ihany koa noho ny fitsidihana fohy natao. Ilay tena Amerika.
Nanamarika izy fa:
The bottom-line is that if America was really as progressive as we thought, Trump never should have gotten close. The fact that he ran for the elections after allegations of sexual assault and after running a campaign fuelled by lies shows that Americans are not as progressive as they’ve led the world to believe.
Farany, raha toa ka tena mihevitena ho liam-pandrosoana tokoa araka ny noeritreretinay i Amerika, tsy tokony ho eo amin'ny fitondrana i Trump .Matoa izy afaka nilatsaka ho fidiana taorian'ny fiampangana azy tamin'ny herisetra ara-nofo ary rehefa nanao fampielezan-kevitra feno lainga dia mampiseho izany fa tsy mandroso tahaka izay efa nampinoany an’ izao tontolo izao ny Amerikana.
Na izany aza niaiky izy fa tsy ny rehetra akory no very :
While this seems very grim, we must acknowledge a few strides that were made. California Attorney General Kamala Harris made history on Tuesday night when she won the Senate race and became the second Black woman to be elected to the US Senate. Former refugee Ilhan Omar has been named the first Somali-American legislator for the United States. Finally, for the first time, an openly LGBT governor Kate Brown, was elected in Oregon. These women winning seats is tremendous progress but against the hate brought to light by the Trump campaign, they look like a few rays of light penetrating a very dusty window.
Tsy maintsy manaiky ny dingana vitsivitsy efa natao isika na dia toa tena maizina aza izany. Niditra tao amin'ny tantara ny lehiben'ny Fampanoavana ao California i Kamala Harris rehefa nandresy tamin'ny fifidianana tao amin'ny Antenimieran-doholona Amerikana tamin'ny Talata alina ary lasa vehivavy mainty faharoa voafidy ao amin'ny Antenimieran-doholona Amerikana. Ilay mpitsoa-ponenana teo aloha Ilhan Omar no lasa mpanao lalàna Somali-Amerikana voalohany ao Etazonia. Voalohany teo amin'ny tantara no nisy governora LGBT ampahibemaso voafidy tao Oregon: Kate Brown. Ireo vehivavy ireo izay vao voafidy no fandrosoana goavana manohitra ny fankahalana izay nasongadina tao amin'ny fampielezan-kevitr'i Trump. Mitondra tara-pahazavana vitsivitsy mamakivaky ny fitaratra feno vovoka izy ireo.
Sokajy

Tantaran'ny Afrika Mainty farany
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...