Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

06 Novambra 2016

Tantara tamin'ny 06 Novambra 2016

Hong Kong: Mametraka Fepetra Amin'ny Fanadiovana Varavarankely Avo Be Mba Hiarovana Ireo Mpanampy An-trano,Tezitra ireo Mpampiasa

"Toerana manokana ny trano fonenana, saingy koa toerana fiasàn'ireo mpifindra monina manao asa an-trano. Andraikitry ny mpampiasa ny manome tontolom-piasàna sahaza sy azo antoka."

Ahoana No Iresahana Ny Fandresen'ny Cubs Amin'ireo Namana Tsy Amerikana

World Series, hoy ianao? Ampahatsiahivo ahy izay firenen-kafa mbola nifaninana. :wink: Arahabaina na dia izany aza!

Manandratra Ny Asa Fanaovan-Gazetin'ny Olom-pirenena Any Amin'ny Tanàna Haolon'i Daraya Any Syria Ilay Boky Manaraka Eo

Trano kely famoahan-gazety tany Espaina no te-hamoaka boky maimaim-poana momba ny "Enab Baladi", iray amin'ireo vondronà olom-pirenena Syriana mpanao gazety malaza