Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

05 Novambra 2016

Tantara tamin'ny 05 Novambra 2016

Natsahatra Mandritra Ny Fotoana Voafetra Ny Fampitam-baovao Tsy Miankina Ao Oman

GV Mpisolovava

Albalad no fampitam-baovao tsy miankina faharoa nitsahatra tsy namoaka lahatsoratra noho ny fifarahany manokana tamin'ity taona ity. Nakaton'ny governemanta ny gazety iray hafa, Alzamn tamin'ny Aogositra teo.