Tantara tamin'ny 02 Novambra 2016
GV Face: Ny Fahatsapanay Enina Andro Alohan'ny Fifidianana Amerikana…Nivantana Tamin'ny 5ora hariva (ora GMT)
Mba hiresahana ireo fanehoan-kevitsika mandreraka momba ny fampielezan-kevitra, mahafinaritra ity fizarana faharoa mizara andiany telo ity.
Fiaran'ny Polisy Filipiana Manitsaka Amin-kerisetra Ireo Indizena sy Vitsy An'isa Mpanao Fihetsiketsehana Mitaky ny Zony
"Tany anatin'ny vondrom-piarahamonina nentindrazanay, zavatra faran'izay ratsy ny famelezana...Any amin'izay rehetra alehanay, anaovana herisetra izahay Lumads sy ireo vitsy an'isa hafa eto amin'ny firenena."
Mahita Fanitsakitsahana Zon'Olombelona Ao Anatin'ilay Volavolan-dalàna Hiarovana ny Ankizy Ireo Shinoa Mpisera Amin'ny Aterineto
Manandrana ny hiaro ireo ankizy ireo volavolan-dalàna vaovao, amin'ny fangatahana ireo orinasa mpanamboatra solosaina mba hametraka rindrambaiko fanarahamaso ao amin'ireo fitaovana, ary amin'ny fanindrahindrana ireo fitsaboana ny "fiankinandoha amin'ny Aterineto."
Tantaran'ny Fandosiran'ny Lehilahy Iray Taorian'ny Adin'i Vietnam
Maro no mino fa ireo firenena rotiky ny fifandonana dia onenan'ny avelon'ireo namoy ny ainy tao. Anisan'ireo maty marobe ireo mpitsoaponenana izay nandositra ny firenena tamin'ny alàlan'ny sambo.
Miandry Anao Ny Farihy Ohrid ao Makedonia
Lavitry ny tabataban'ny renivohitra, ny tanànan'i Ohrid, Striga ary Bitola any atsimon'i Makedonia dia manolotra tantara, kolontsaina, nahandro, zava-mananaina samihafa ary tontolo tena mahavariana.
Ao Anatin'i Chin, Ilay Faritany Tsara Tarehy Nefa Mahantra Indrindra Ao Myanmar
Miorina ao amin'ny faritra feno tendrombohitra indrindra ao Myanmar i Chin. Manakaiky an'i Bangladesh sy Inde. Na eo aza ny hatsaran-tarehiny, Chin no manana ny trangam-pahantrana avo indrindra ao amin'ny firenena.
Rosia : Ahariharin'Ireo Mpikatroka Mafana Fo Amin'ny Aterineto Ny Fiainan'Ilay Lehiben'ny Fonja Manone Baiko Hampijaly Ireo Voafonja
Niresahan'ny RuNet Echo ilay mpikatroka mafana fo Rosiana iray momba ny fanentanana ataony mba hampahafantarana ny olona ny fiainana manokan'ilay mpiasan'ny fonja nampangaina ho nanome baiko hampijaly ireo voafonja.