Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

31 Oktobra 2016

Tantara tamin'ny 31 Oktobra 2016

Asehon'ny Tatitra Ny Fomba Ampiasain'Ireo Politisiana Ao Ghana Ny Media  Sosialy Mialoha ny Fifidianana

Manombana sy mandahatra ny fidirana an-tsehatry ny antoko politika, ny mpitarika ny antoko politika ary ny sampa-draharaha fitantanana ny fifidianana manan-danja ao Ghana tao amin'ny media sosialy ny andiany faharoa amin'ny Fampilaharana ny Fitantanana ny Media Sosialy.

Miha-mafàna Ny Toe-draharaha Rehefa Nampanantena “Hiverina Eny An-dalamben'i Venezoela” Ireo Mpanao Fihetsiketsehana

"Reraka izahay. Atsaharo ny manodikodina anay."

Avy ao Shina, Indonezia, Timor Leste, Fantaro Ny Hip Hop Aziatika

Fotoana izao hanavaozana ireo lisitry ny hira fihainonao.

Miatrika Fandravana ny Teatram-panjakan'i Hong Kong Taorian'ny Ady Lehibe Faharoa Ao Hong Kong

Tsy iadiana hevitra ny maritranon'ny vatosoa na eo an-toerana, na manerana izao tontolo izao, ..., azo antoka fa manana ny fahafahana hivoatra ho fanasongadinana ny fizahantany sy mari-pamantarana ara-kolotsaina izay mba afaka hireharehan'ny vahoaka ao Hong kong

Taorian'ny Nandàvany Ny Fifanarahana Fandriampahalemana, Mikatsaka Làlam-baovao i Kôlômbia

"Iza no handeha ho any amin'ireo faritra nandany ny "ENY" mba hanazava amin'izy ireo ny lalàna hizorana taorian'ny fandresen'ny "TSIA" tamin'ilay fitsapankevitra nasiônaly?"

Fanatitra Sy Karandava, Ny Fankalazana ny Maty Ao Meksika

Iresahana ny karandoha sy karandava, fanatitra (alitara) ary andiam-balandresaka momba ny maty sy ny lalàna momba ity fankalazana nentim-paharazana ity.

Fiovan'ny Haino Aman-jery Sosialy Any Trinidad sy Tobago Manasongadina Ny Fahasarotan'ny Herisetra An-Tokantrano

"Raha ny fanapahankeviny hiverina amin'izany fifandraisana izany […] midika fa mety ho voafitaky ny fitiavana ary matahotra ny sazy izy, tahaka ny olombelona rehetra."