Tantara tamin'ny 29 Oktobra 2016
Taorian'ny Fahafatesan'ilay Pelaka Mpanakanto Malaza, Mitaky Ny Fitovian-jo Amin'ny Mariazy Ny Vondrona LGBT ao Taiwan
"Aza manarama mpivaro-bava ho an'ny "fitovian-jo ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBT" fotsiny. Tsy misy dikany ny teny! Raha mbola tsy ampidirina ao anaty lalàna ny fanambadian'ny olona roa mitovy taovam-pananahana, midika tsinontsinona izany!"
Zeorzia: Ny Paikadin'Ireo Vehivavy Anatinà Vohitra Miady Manoloana Ny Fitsaratsaram-poana Ny Mahalahy Sy Ny Mahavavy
"Indraindray izy ireo mananihany: 'Avy ao amin'ny biraon'ny vehivavy tsy manambady ianao eh?'"
Vehivavy Zanatany Hitantana An'i Meksika
Manendry vehivavy zanatany hifaninana amin'ny fifidianana filoham-pirenena amin'ny 2018 ny hery farany havia mpisandoka ao Meksika. Mandritra izay fotoana izay dia voatery hiala amin'ny toerany ireo vehivavy ao Chiapas noho ny resaka fananahana.
Trinite sy Tobago, Tsy Nampitombo Ny Fitokisan'ny Vahoaka Ny Polisy Ny Vokatry ny Lahatsarin'ny Fitifirana
"Tsy misy ifandraisany amin'ny zava-nitranga talohan'ny naha-voatifitra azy na nahatonga ny fitifirana azy izany. Misy ifandraisany amin'ny zavatra mitranga amin'ny fomba fiasan'ny polisy tao amin'ity toerana ity izany."
Orinasa Iray Mitsangana Ao Armenia Mampihena Ny Isan'ny Mpiasa Mifindra Monina Any Rosia
"Tahaka ahy ny olona rehetra. Tian'izy ireo ny tanànakeliny , ny taniny sy ny rano. Miantso anay hody indray ireo rehetra ireo."
Manana Anarana Mahatsikaiky Ny Sarim-Biby Famantarana Ny Mondialy 2018 Ao Rosia Ary Tsy Azonao Akory Aza Izany

Aloha loatra ny famantarana raha ho masoivoho tsara/iraka mahomby ho an'i Rosia na ho ilay fifaninanana baolina kitra lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao ity biby ity, saingy tsara ny milaza fa lasa nalaza be vetivety teo i Zabivaka.
Fizahantany Sri Lankey : Miroborobo Indray, Fa Fehezin'ny Miaramila Ny Ankamaroany
Mampiasa vola be ao amin'ny asam-pihariana ara-ppizahantany ny miaramila Sri Lankey. Manana fandraisam-bahiny sy toerana fialan-tsasatra maro, toeram-pisakafoanana maro sy trano fisotroana kafe, ary toerana fizahantany hafa ny tafika.