Tantara tamin'ny 11 Oktobra 2016
Bera Mibonoka Sy Ny Fifanarahana Mamanàlan'ireo Andaniny Roa: ny Fifandraisana Vaovao Amerikàna-Rosiana

Mametraka ny feo ho an'ireo fifandraisana mampidi-doza eo amin'i Rosia sy Etazonia ireo ohabolana Phony sy ny fiakaran'ny feon-tsabatra.
Lehilahy Mpandraharahana Manina Ny Tsiron-tsakafo ao Etiopia—Ka Nanomboka Namboly Izany Tany Aminy
"Nisy ny fahafahana samihafa nomen'ireo toerana roa ireo. Mino aho fa tokony ho maro koa ireo olona manana firenena roa samy hafa. Mihoatra ny iray izany e!”
Afa-nandositra Ny Hatezeran'i Matthew i Jamaika – Saingy Raharaha Manahirana Ny Fiomanana Amin'ny Rivo-doza
Mbola miady ny fomba tsara indrindra hiomanana amin'ny faharavana lehibe atrehany isaky vanim-potoanan'ny rivodoza ireo firenena Karaibeana -- Nahatsikaritra lesoka vitsy ireo mpisera Jamaikana tamin'ny fiomanana iatrehana ny Rivo-doza Matthew.
Rakibolam-pirenena Aostraliana Nohavaozina Mampianatra Anao Ny Anglisy Aostraliana ‘Dinkum’
Ahitana teny 6.000 nampidirina ny Rakibolam-pirenena Aostraliana faharoa.
Nahoana Ny Efitra Fandroan'ny Japoney No Tsara Indrindra, Sy Lahatsary Hafa
Ankizy no nanatontosa ity bilaogin-dahatsary ity ary manazava ny hoe tahaka ny ahoana ny fiainana ao Japana.
Manimba Tena Ny Antoko Sosialista Espaniola, Tantarain'ireo Mpisera Amin'ny Aterineto
Mandalo ny olana henjana indrindra teo amin'ny tantarany ny Antoko Sosialistin'ny Mpiasa Espaniola, saingy ao amin'ny Twitter, faly sy ravo manao hanihany mandravarava ireo Espaniola mpisera.