Tantara tamin'ny 04 Oktobra 2016
Tsy Isalasalàna Fa Betsaka Itoviana Ny Ben'ny Tanàna Vaovaon'i São Paulo sy Donald Trump
"Zavatra tsaran'ny dokambarotra ara-politika...mpandraharaha iray nanorina ny maha izy azy tamin'ny fitrandrahana ny fifandraisany tamin'ny fanjakana niova ho mpikatroka mafana fo amin'ny fampahombiazana ny sehatra tsy miankina amin'ny fanjakana."
Mitsapa Ny Fetran'ny Fanehoan-kevitra Artistika Ao Thailandy Ny Lahatsary Mikasika Ny Fizahan-tany Mampiseho Ny Mpanjaka Taloha
"Mety ho lany tamingana ny zavakanto raha fehezin'iny (minisiteran'ny kolontsaina) amin'ny endriny, ary tsy havela handray anjara ao anatiny ny olon-tsotra."
“Alatsinainy Mainty” Fitokonana Faobe Nokarakarain'i Pôlônina Manohana Ny Fahazoa-Misafidy Manoloana ny Fandraràna Tanteraka Ny Fanalan-jaza
Tamin'ny 3 Oktobra, vehivavy Poloney maro no tsy namonjy ny asany ary nandao ny raharahany ireo vehivavy mpikarakara tokantrano .
Maraoka ‘Varavaran'i Hollywood Mankany Amin'ny Tany Hay’, Fa Tsy Izay Ihany
Iray amin'ireo toerana fanaovana horonantsarimihetsika malaza indrindra manerantany i Maraoka, ka maro ireo mpamokatra sarimihetsika iraisampirenena no naka sary tao hanaovana ny sarimihetsika malaza nataon'izy ireo.
Andao Hanampy Amin'ny Famaranana Hatreo ny Fanagadrana an'i Saeed Malekpour, Mpandrafitra Tranonkala
Nosamborina sy nogadraina i Saeed Malekpour tamin'ny taona 2008 noho ny fampiasan'olon-kafa ny kaodiny open source [misokatra ho an'ny rehetra] hamoahana sary vetaveta ho ao amin'ny aterineto.