Tantara tamin'ny 03 Oktobra 2016
Mihamampididoza Ny Fanehoan-kevitra Ara-Politika Ao Amin'ny Media Sosialy Ao Tanzania
Niseho teo anatrehan'ny fitsarana Tanzaniana tamin'ny 14 Septambra lasa teo ny olom-pirenena Tanzaniana miisa dimy, voampanga ho nanivaiva ny Filoha John Magufuli tao amin'ny media sosialy. Nandà ny fiampangana azy ireo olona dimy ireo.
Tian'ny Parlemantan'ny Tanora Ovaina ny Anaran'ny Seranam-Piaramanidina Iraisampirenena ao Maputo
Ny Parlemantan'ny Tanora, fikambanana mametraka ny tahoran'i Mozambika ho laharam-pahamehana, no tompon-kevitra te-hanome anarana Samora Machel, filoha voalohany ao amin'ny firenena, ny Seranam-Piaramanidina Iraisampirenen'i Maputo. Mitady sonia roa arivo ny fanangonan-tsonia ho amin'izany.
Nofonjain'i Koety Noho ny Faniratsirana Mpitondra Ao Amin'ny Firenena Ilay Mpikatroka Sara Al-Drees
Efa nigadra noho ny fiampangana mitovy amin'izany ihany teo aloha ilay mpikatroka mpanohana ny demokrasia.
Tao Amin'ny Tsenan'ny Mozikan'i Bogotá, Miresaka Ny Vinan'ny Fandriampahalemana Ny Tanora Mpiangaly Mozika
"Fotoana tena lehibe ity. Fa tsy fahendren'ny ady fotsiny, saingy nanjary fotoana ara-tsosialy lehibe izany. Mankany amin'ny "eny" ny olona, mankany amin'ny "tsia" ny olona."
Hiatrika Fitsarana Ihany Ve Ny Governora Meksikana Javier Duarte ?
Mifarana hatreo ny safidy ho an'ny filoha Meksikana voampanga ho nanao kolikoly sy namono mpanao gazety . Iza no hamaly ireo zavatra nataony?