Tantara tamin'ny 27 Septambra 2016
Tantara Kelin'i Porto Riko Maty Jiro, Fa Azavain'ny Taratry ny Kintana
Mampahatsiahy izay niainany tamin'ny herinandro tsy nisy jiro nanerana an'i Pôrtô Rikô amintsika i Carlos Esteban Cana.
Voasorok'i Emirà Arabo Mitambatra Ny Lohataona Arabo Tamin'ny Fanenjehana Tsy Ankiato Ireo Mpitsikera

Noho ny fanahiana amin'ny mety isian'ny fitroarana mitovy endrika amin'ny lohataona arabo ao anatin'ny sisintaniny, dia nanomboka famoretana ireo mpitsikera sy mpikatroka, tsy mbola nisy toy izany ny governemantan'i Emirà Arabo Mitambatra.
Fanjavonan'ny Minisitry ny Atitany Ao Makedonia Mahagaga
Nanendry olona mahatoky ho eo amin'ny toerana ambony indrindra amin'ny Minisiteran'ny Atitany ny antokon'ny eo amin'ny fitondrana hiomanana amin'ny fifidianana parlemantera .
Manohana ny Lalàna Mandràra ny Fanalan-jaza Ny Mpanao Lalàna Poloney, Lalàna Lazain'ny Mpitsikera Fa “Afobe Ho An'ny Vehivavy”
Mitohy ny hetsika "Fihetsiketsehana Mainty" ao Polonina, izay manohitra ny volavolan-dalàna mandrara ny fanalan-jaza ary mety hampiditra am-ponja ny vehivavy manala zaza sy ny dokotera manatontosa ny fanalan-jaza.