Tantara tamin'ny 26 Septambra 2016
Meksika: Veloma Farany Avy Amin'ny Fo Ho An'ilay Mpihira Mpamoron-kira Juan Gabriel, ‘Ilay Mpanjakan'i Juárez’
"Nandeha tany amin'ny ivon'ny maizina indrindra amin'ny fanahin'ny Meksika izy, ary tany amin'izay namirapiratan'ny maha-lehilahy marary sy novaina endrika hampihomehy, noesoriny ny vato..."