Tantara tamin'ny 24 Septambra 2016
Mampiasa ‘Sary Mamoafady’ Ho Porofo Ao Amin'ny Fitsarana Heloka Bevava Ny Manampahefana Sodaney

Mampiasa porofo "sary mamoafady" sy "fitondran-tena ratsy" ny manampahefana Sodaney ho fanamelohana ireo mpikatroka fiarahamonim-pirenana folo, miatrika sazy farany ambony ny enina amin'izy ireo.
Inona no Azon'ireo Mpitondra Aziatika Afovoany Tsoahina Tamin'ny Kabarin'i Ban Ki-moon Farany Amin'ny Maha-Sekretera Jeneralin'ny Firenena Mikambana Azy
"Mazava ny hafatro: tompoy ny vahoakanao. Aza ahodina ny demokrasia; aza mandroba ny haren'ny firenenao; aza gadraina sy hampijaliana ny mpitsikera anao."
Manampy Amin'ny Fanasitranana Ny Ratra Navelan'ny Horohorontany Tao Ekoadaoro ny Teatra
Nahita vahaolana manoloana ny ratra navelan'ny horohorontany mafy indrindra niseho teo amin'ny tantaran'ny fireneny ny Ekoadaoriana : kanto sy hehy ary firaisan-kina.
Niakanjo Mainty Ny Poloney Hanoherana Ny Volavolan-dalàna Manasazy Ny Fanalan-jaza
Poloney an'arivony no nizara ny sarin'izy ireo miankanjo mainty hanoherana ny lalàna manameloka ny karazana fanalan-jaza sy hanohitra ny fanamafisana ny sazy efa henjana ao amin'ny lalàna manohitra ny fanalan-jaza ao amin'ny firenena.