Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

21 Septambra 2016

Tantara tamin'ny 21 Septambra 2016

Nahazo Ny Medailiny Voalohany i Mozambika, Ary Tamin'ny Lalao Paralaimpika

Nahazo ny medaily alimo voalohany tamin'ny lalao paralaimpika tao Rio de Janeiro i Edmilsa Governo. Io atleta tanora io ihany koa no Mozambikana voalohany nahazo medaily tamin'ny lalao paralaimpika.

Totem Mampifandray Ny Fanoheran'ireo Teratany Ny Solika Fôsily Any Amerika Avaratra

"Mila mampahafantatra azy ireo izahay hoe tsy afaka ny hanao izao amin'ny vahoaka, ny rano, ny tany, ary ireo taranaka any aoriana, izy ireo amin'ny anaran'ireo tombotsoany."

Macao no Hampifandray an'i Shina amin'ny Firenena Mpiteny Paortiogey

Macao no ho tetezam-pifandraisana eo amin'i Shina sy ireo firenena mpiteny portiogey. Tian'ilay Shinoa mpitantana ny faritra ihany koa ny hanamafisana ao Macao sy ao Shina ny fianarana teny portiogey.

Adihevitra ao Singapaoro: Tokony Hitovy ve Ny Tamby Omena Ny Olaimpika sy ny Paralaimpika Nahazo Medaly Volamena?

"Tsy azontsika refesina (na tambazana) fotsiny amin'ny vola ny ezak'olombelona, fa mikolokolo ihany koa fandefasana hafatra ratsy ho an'ny fiarahamonina ny fanohizana azy io."