Tantara tamin'ny 19 Septambra 2016
Fiderana ny fitafian'ny Angoley sy ny Mozambikana Tany amin'ny Lalao Olaimpika Tany Rio de Janiero
Tamin'ny lanonam-panokafana ny lalao olaimpika tao Rio de janiero, nisy ireo delegasiona izay tafaraka efitra fiomanana , Angola sy Mozambika no ekipa tsara fitafiana indrindra.
Nandefa Fanangonan-tsonia An-tserasera Manohitra Ny Lalànam-panjakana Ao Malacca Mandràra Ny Alika Eny An-davarangana Ireo Maleziana Mpitia Biby
Raiso ny fanapaha-kevitra [manoloana] ireo tompon'alika izay tsy manaiky handoa ny lamandy, na fomba hafa manery azy ireo handefa ny alikany, izay mety ho ala nenina farany raha tsy hoe mampijaly ireo alika ny tompony .
Mbola Ataon'ny Zimbaboeana Fihomehezana Hatrany Ilay Sarivongan'ny Filoha Mugabe ‘Ratsy Tarehy’
Tsara ny nanaovan'i Dominic Benhura ny sarivongana an'i #Mugabe ho ratsy tarehy. Ho faly amin'ny famotehana izany ireo olom-pirenena rehefa mianjera eo amin'ny fitondrana izy.
Reny Ejiptiana Miatrika Ny Famoràna Vehivavy, Mametraka ny Fanantenany Amin'ny Tanora
Ny reny no mitarika ny ady manohitra ny Famorana ny Vehivavy any Ejipta, mametraka ny fanantenany amin'ny taranaka tanora sy ny hoavy.
Fantaro Ireo Ankizy Eny An-dalambe Manana Ny Gazetin'izy Ireo Manokana
"'Mba mieritreritra izay eritreretin'ny ankizy ve ny haino aman-jery? Fantatrao ve ny fanirian'ny ankizy? Efa mba nandinika ireo fanontaniana ireo ve ianao??"